Nangatahana

Ireto hira manaraka ireto dia hira nangatahan’ireo namana mpankafy hatramin’izay ary mila ampidirin’izay mahay. Mbola vitsivitsy aza ireo fa mbola maro no tsy tafiditra ao

  • Raikim-pitia, Karamy
  • Ahy ianao, Ny Jihy
  • Amiako anao, Mika sy Davis
  • Omeo Solika, Rija Rasolondraibe
  • Mialm, Malm Martiora
  • Tsiky malefaka, Eric Manana
  • Atolotro ho anao, Lolo sy ny Tariny
  • Fiainana aty, Lolo sy ny Tariny
  • Le Sabotsy, Ifanihy
  • Princess Lover, Mika sy Davis
  • Ampandroso ahy, Joseph d’af
  • Loza, Iraimbilanja
  • Zah, Nanie
  • Tsy anjarako ianao, Lalatiana
  • Tompo o ny herinao, Jocelin Ranjarison
  • Gasy mody, Bodo
  • Lendrema, Bekoto
  • Izay ratranao, Eric manana
  • Ikala ratsy itsy, Dama
  • Odiaina, Ricky
  • Naleoko ihany, Ricky
  • Tsy maintsy tongako any, Fascination
  • Zanako, Razilinah
  • Mba tahio, Joseph d’Af
  • Manahy aho, Mahaleo
  • Hafaliana, Samoela
  • Tiako hitoetra, Ambondrona
  • Tontolo faha roa, Ambondrona
  • Satriko, Martiora freedom
  • Eny sa tsia, Mirado
  • Pilofasy, Rah Kicky
  • Boite Postal, Rah Kicky
  • Taotaokatsaka, Jeneraly
  • Somambisamby, Mahaleo
  • Mivolezy, Mikea
  • Antanamalaza, Lolo
  • Vakibantsilana, Ifanihy
  • Matsubara, Malaso
  • Soafara, Mahaleo
  • Tsaroana foana, Firmin sy narindra
  • Hafatra, Mage 4
  • Miandry aho, Ambondrona
  • Ikalakely, Mahaleo
  • Tsy ampy feo faharoa, Anyah
  • Hiran’ny lanitra, VHF
  • Tandindona, ‘Zay
  • Zarao

    447 Comments

    Add a Comment
    1. Salama e..mba mangataka Ny tablature-ny Princio ft Melky ( te hanaraka anao)..merci davance

      1. voaray e! otrany tsy dia sarotra iny an 😀

      2. F# lay tonalite de miakatra G# avy eo. Tsara raha asiana capo eo amin’ny 2em case d tendrena E lay izy. Otranizao foana no miverimberina.

        E / B / C#m / Abm / A / B / E / B (3 temps)

        Mazotoa

    2. Mba mangataka anle Izany vehivavy izany an’i tarika Jeneraly

      1. Ohatra ohatran’izay ilay izy amin’ilay version vaovao

        https://www.gasytablature.com/mpihira/jeneraly/izany-vehivavy-izany/

        Tsy nasiaka tondrom-peo satria efa mahazatra ilay izy 🙂

        Mazotoa e

    3. salama eh!!..
      saika mba angataka hiran’i Silo :nofinofy… na izay ankoatran’io mety daholo!!!..
      misaotra mialoha.

      1. Salama e! aleo ho henoina dia ho ketrehana fa otrany sarotra ihany ny hiran’i Silo.

        Mazotoa e

      2. Torohevitra: afaka esorinao ilay “chiffre” amin’ilay solonan’arana

    4. Saika mba hanontany azafady, misy apk ve ity gasytablature ity?

      1. Salama e!

        Misy tsy officiel nanao azy, TabLyrics no anarany. Ao amin’ny facebook ao no misy azy. Tsaratsara kokoa raha any amin’ny forum-ntsika lay fanontaniana no hapetraka amin’izay voatahiry tsara hoan’ireo olona manaraka. Efa nanokafako sujet vaovao atsy amin’ny forum io resaka io https://www.gasytablature.com/forums/topic/misy-application-apk-ve-ny-gasytablature

        Misaotra betsaka e!

    5. bonjour..mba mangataka tablature ny kamboty velon-dray..misaotra mialoha

      1. https://gasytablature.wordpress.com/kamboty-velon-dray/

        Mazotoa e!

    6. Hervé Rajaonarivelo

      mangataka hiran’ny NanahaRY…mamindra fo amiko

      1. Salama e!

        Mbola sahirana kely fa hoavy e!

    7. Bjr! mangataka ny hira ny the singers of jesus: Mandondona.merci

      1. Salama e!

        Mbola sahirana kelz fa hoavy e!

      2. https://www.gasytablature.com/mpihira/the-singers-of-jesus/mandondona-acoustic/

    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2017