Fiseraserana

Ireto avy ny fitsipika sy fifampifehezana tokony ho hajaina sy arahina eto amin’ny Gasytablature

  1. Ny tononkira dia amin’ny teny malagasy irery ihany ary ny tablature dia avy amin’ny mpikambana tsirairay avy.
  2. Ny Gasytablature dia tsy miantoka ny fiavian’ny tononkira. Ny mpikambana irery ihany no tompon’antoka amin’izany.
  3. Manaja ny mpikambana hafa amin’ny fiteny sy ny resaka.
  4. Tsy azo atao ny mizara asan’olon-kafa amin’ny resaka ‘upload’ na ‘partage’, ohatra hoe: midi, na guitar pro na solfege raha tsy nahazo alalana avy amin’ny tompony.
Zarao
Gasytablature © 2019