Fitendry Gasy

Fomba fitendry maromaro avy amin’ny faritra avaratry Madagasikara izay isaorana be dia be an’Andriamatoa Toto Mwandjani sy ny ekipany. Ka dia mirary soa hoan’ireo te andalina sy andeha lavitra amin’ny zava-kanto malagasy.

  1. Baoejy
  2. Malesa
  3. Antosy
  4. Sigoma
  5. Salegy
Zarao

Dokambarotra




2 Comments

Add a Comment
  1. Aymard Tahinasoa Rajaonarilala

    afaka mba mahazo ny note complet an le hiran Ambondrona fito andro ve?

    1. Mbola sahirana kely fa ampidirina amin’ny manaraka e?

Laisser un commentaire

Gasytablature © 2017