Resaka Gamme

Tab Farany Forums Fianarana Guitare Resaka Gamme

Mots-clés : 

Ce sujet a 7 réponses, 4 participants et a été mis à jour par

 
Admin bbPress
, il y a 7 mois et 3 semaines.

8 sujets de 1 à 8 (sur un total de 8)
  • Auteur
    Messages
  • #4668

    Participant

    Mba mila fanampiana amin’ny fianarana gamme, surtout le pentatonique mineur

    #4670

    Participant

    Salama an!

    Za zao tena mianatra anio mihitsy. Misy 5 ilay izy fa tsara fotsiny aloha raha iray no enarana tsara ohatra hoe ity, lay menamena no manome ny accord de base. A zany lay izy eto

    A minor Pentatonic

    Rehefa hay tsara le izy dia afaka miditra amin’ny endriny hafa
    A penta 1
    A penta 4
    A penta 5
    A penta 3

    Ny tena mahafinaritra milalao ao anaty “backing track”, izany hoe asiana feon-kira. Ito misy feon-kira tsotsotra dia ao anatiny fotsiny ianao no milalao

    A minor pentatonic scale

    E minor pentatonic / E Dorian

    Tonga dia matsiro be lay izy rehefa misy “backing track”. Fa tsaratsara kokoa ilay izy raha guitare electrique no hitendrena azy!

    • Cette réponse a été modifiée le il y a 10 mois et 1 semaine par  Ra Faniry. Raison: Change picutre links
    #4676

    Participant

    Merci lesy Maitre Ra Faniry

    #4679

    Participant

    Ahaha! ataovy “serieux”! mba mampidira hira zay hay ihany aloha fa mihisatra be le hira eto amin’ny tranokala.

    Mazotoa e!

    #4682

    Participant

    tena tsy haintsika ny mampiditra azy a, zay ny olana. Fa merci amle instru @ fanaovana repetition na gamme ry baina a

    #4683

    Admin bbPress

    Hmm! efa misyvtoro-hevitra fampidirana azy ao an!

    #4935

    Salut daholo,
    ahoana no fitendry an’ilay gamme penta Am raha ampiarahana @’lay baking track. Merci

    #4937

    Admin bbPress

    Salama an!

    Zay tinao anaovana azy. Ny tsotra indrindra miainga amin’ny mena dia manao “phrase” makany amin’ny mena anankiray. Tsara foana hoe mifarana eo amin’ny mena ny tendry isaky ny barre. Phrase tsotra zao 1,2,3,4,5,1′ afaka atao koa hoe 1,3,2,4,3,5,4,1′ na atao triplet isaky ny barre izy no tsara, 123 | 234| 345 | 451′. Fa afaka mamorona phrase koa ny tsirairay fa iny indray miankina amin’ny traikefa.

    Eny ary!

8 sujets de 1 à 8 (sur un total de 8)

Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.

Gasytablature © 2018