Hoan’ireo mpivazo eny ambony tamboho | Momba azy

Momba azy

    Ny gasytablature dia niforona tamin’ny faha 21 semptambra 2011. Ny hevitra ijoroany dia ny fomba fitendry eny ambony tamboho. Izany hoe, “tablature” ahafahana mihira avy an-trany. Ny gasytablature koa dia mivohy ary manaja tanteraka ny teny malagasy sy ny kolontsaina malagasy.

    Zarao

    Dokambarotra




    Gasytablature © 2017