Mpihira | Ambondrona | Havaoziko ny eny

Havaoziko ny eny

    Naoty


     
    Na dia f
    Am 
    antatro 
     
     
    G6/B 
    aza 
     
    f
    C 
    a
     
    Efa any  
    Am 
    amin
    G6/B 
    ao 
     
     
    C 
    any
     
    Ity fit
    Dm 
    ia nolalaina nif
    Am 
    ampizar
    G 
    ana
     
    D
    E 
    ia…

     

    Indro hamafisiko indray

    Ho an’ny ampitso, rahatrizay
     
    Hamoa iz
    Dm 
    ay 
     
    novolena,
     
    ho k
    F 
    oloina ny efa nek
    G 
    ena
     
    Ts
    F 
    y an-tery ny  
    C 
    ahy fa feo sy b
    Dm 
    itsiky ny f
    C 
    o
     
    Hanom
    F 
    e aina indray, ham
    C 
    oha ny soa tal
    G 
    oha
     
    Havaoziko ny  
    C 
    eny, izay notànak
    G 
    o
     
    Hanampiako ny t
    Dm 
    eny, ef’iny ny f
    F 
    oko
     
    Nomeko mang
    C 
    ina, aharitra hatr
    G 
    any
     
    Fitia nifal
    Dm 
    iana, indraindray tom
    F 
    any

    Izay vita no tantara

    Ny ahy iriko tsy hisy fara
    Fa mbola hitohy, tsy hifankafohy

    Dia…

    Toa ireny vao niandoha

    Isan’andro isan’ora
    No hanehoko fitia, na maraina na ny hariva

    Manina foana malahelo, te hifanila hatrany

    tsy hangatsiaka irery hilaozan’hafanana

    Havaoziko…

     
    Not
    C 
    ànako ny teny, ny f
    G 
    oko efa nomeko  
    Dm 
     
    F 
     
    Havaoziko ny  
    C 
    eny.

    Zarao
    Nampidirin ny Gasytablature | juin 11, 2013
    1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (No Ratings Yet)
    Loading...

    Dokambarotra




    5 Comments

    Add a Comment
    1. Misaotr’e, ary mampiseo ny fahalalantsaina ananan’ny Malagasy efa hatrin’ny ela, avaozina ankehitriny !

    2. ianao no tena isaorana nizara maimaim-poana sy nandany fotoana ho anay vo mianatra.

        1. Ianao no tena isaorana nizara maimaim-poana sy nandany fotoana ho anay vo mianatra

    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2017