Mpihira | Ambondrona | Tafandry mandry

Tafandry mandry

    Naoty



    G 
    –Rehefa 
     
    ar
    Cadd9 
    iva ny  
    Em7 
    andro, 
     
     
    D 
    eto 
     
    G 
    na 
     
     
    Cadd9 
    aho,  
    Em7 
     
    D 
    rehefa mody ny masoandro, anatitra anao.
    Hanoy no faniriana, fa tsy afaka atao ouhouh,
    G 
    –ka ato an
    Cadd9 
    aty 
     
    mang
    Em7 
    ina, 
     
    m
    D 
    iandry ny hafa
    Cadd9 
    trao.  
    Cadd9/B 
     
    D 
     
    Na dia nihaona aza isika, ny andro mazava,
    dia toa za ndray nivika, nialina toa ty no lava.
    Ka ho fehin’ny androany, anoraty aho toy ny omaly ouh,
    hoe tena tia anao, malahelo aho no faly.
     
     
    ref:
     
    Mb
    G 
    a antsoy  
    D 
    na 
     
    andef
    Em7 
    aso 
     
    haf
    Cadd9 
    atra, 
     
    s
    G 
    atriko 
     
     
    D 
    aza 
     
    isan'
    Cadd9 
    andro,
     
    tsy h
    G 
    oe 
     
    mital
    D 
    aho na mil
    Em7 
    a vaniny  
    Cadd9 
    aho,
     
    fa n
    Em7 
    a dia hoe t
    D 
    afandria 
     
    m
    Am 
    andry, 
     
    f
    Cadd9 
    ihina sy  
    D 
    oroka 
     
    m
    G 
    amy.
     
    Variana sy sondriana, miandry ilay fotôna,
    malahelo olon’tiana, tsy ahita teny to môna,
    Soraty, andefaso zay mba tiana, zao efa tsindrindôna ouhouh
    Raiso ny avy ato ampoko ary anie, izao koa tia fôna.
     
     
    ref

     
    fa n
    Em7 
    a dia hoe t
    D 
    afandria 
     
    m
    Am 
    andry, 
     
    f
    Cadd9 
    ihina sy  
    D 
    oroka 
     
    m
    Cadd9 
    amy.  
    D 
     
     
    Em7 
    Ooho
    D 
    oh…Tsy 
     
    f
    Cadd9 
    anahin
    Cadd9/B 
    iko, ny man
    Cadd9 
    embona 
     
    an
    Cadd9/B 
    ao  
    Am 
     
    D 
    alohan’ny andriko…
    Oohooo…Zay ny faniriana, ho entiko ho nofy,
    fa tsy andry ny ampitso…

    Zarao
    Nampidirin ny Gasytablature | juillet 24, 2013
    1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (No Ratings Yet)
    Loading...

    Dokambarotra




    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2017