Mpihira | Do Rajohnson | Fitia ho anao

Fitia ho anao

0 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 5 (0 votes, average: 0,00 out of 5)
You need to be a registered member to rate this.
Loading...
Nampidirin ny Gasytablature | janvier 29, 2012

    E/Ab: 4xx454 C#m7: x46454 Bm7: x24232 B7: x24242 F#m: 244222

    A E/Ab F#m C#m7 Inty anie aho hanome fitia ho anao D Bm7 B7 E N’inona hanjo dia izay aloha no efa ao am-po A E/Ab Na ho orambaratra hitraho F#m C#m7 Na alahelo anatiko ao D E A Izay aloha no atrehantsika roa Na maro aza ireo nanakantsakana Ny antsika roa, ilay fitia no abahana ato am-po Hanaratsiana antsika izy ireny Fitiavantsika anie tsy ho leo F’izay tonga eo hatrehantsika roa D C#m7 Ref: Fa tia tsy afaka intsony Bm7 A Haratra ny fo raha hisara-droa D E C#m7 F#m Tsy hifandao tsy ho kilalao D E A Maika ny ho eo anilanao D E C#m7 Ny tiako ho tsapanao mitoetra F#m D E A Am-poko ao, ’lay Fitia efa ho anao
    Zarao







    1 Comment

    Add a Comment

    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2019