Mpihira | Eric Manana | Aza ilaozanao

Aza ilaozanao

0 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 5 (0 votes, average: 0,00 out of 5)
You need to be a registered member to rate this.
Loading...
Nampidirin ny Gasytablature | mars 11, 2014
    Akoro


     
    Aza hilaozana
    Am7′ 
    o e !
     
    Raha mbola azo ata
    Am7’/G 
     
    e
     
    Aoka kely al
    Fmaj7′ 
    oha mba mahaiza manindry f
    Fmaj7′ 
    o
     
    ’Ty valizin
    G/F 
    ao miangavy, miangavy aho mba apetr
    G/F 
    ahao 
     
    re
     
    Dia mba met
    C/E 
    eza aloha, hiaino ahy farap
    Fmaj7′ 
    arany
     
    Ampio t
    Dm7 
    osika aho e ! Hanav
    E7′ 
    otana
     
    Ity fiti
    Am7 
    Favana ’zay nandoron
    Am7/G 
    doro 
     
    ahy
     
    Milela-p
    Fmaj7 
    aladia e, tena handoal
    E7 
    iako iny !
     
    Aza hilaozan
    Am7 
    ao, 
     
     
    E7 
    –aza 
     
    hilaozanao
     
     
    Fa moa ve mba fatantr
    Am7 
    ao, fa tsinotsinona  
    Fmaj7 
    aho 
     
    e
     
    Raha tena ianao iz
    E7 
    ao re no lasa midify ary ka mand
    Am7 
    ao
     
    Dia ny aiko no rovitr
    Am7 
    a, ny saiko hipitsok
    Fmaj7 
    a
     
    Ny hoaviko ho potik
    G7 
    a, ho vita tanteraka ny amiko  
    Cmaj7 
    a
     
    Tsy resaka anie io na s
    Am7 
    angy, fa tena ho zavatra tsy t
    Gm 
    anty
     
    Ny hahita anao hidify hakar
    Fmaj7 
     
    hanom
    E7 
     
    lamosin
    Am7 
    a
     
    Milelapalad
    Cmaj7 
    ia, tena handoal
    Dm7 
    iako 
     
    iny
     
    Aza hilaozan
    E7 
    ao 
     
    e
     
    Aza hilaozanao e ! Raha mbola azo atao e
    Aoka kely aloha mba mahaiza manindry fo
    ’Ty valizinao miangavy, miangavy aho mba apetrahao re
    Dia mba meteza aloha, hiaino ahy faraparany
    Ampio tosika aho e ! Hanavotana
    Ity fitiavana ’zay nandorondoro ahy
    Milela-paladia e, tena handoaliako iny !
    Aza hilaozanao, aza hilaozanao
    Zarao







    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2019
    GasyTab