Mpihira | Eric Manana | Lasa Rakoto

Lasa Rakoto

0 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 5 (0 votes, average: 0,00 out of 5)
You need to be a registered member to rate this.
Loading...
Nampidirin ny Ra Faniry | mai 6, 2019
    Akoro
    Contenu restreint / Membres uniquement

    Hoan'ny mpikambana ihany. Midira eto na Register ahitanao azy.

    Intro
    4/4 |Fm   |Edim7    |F7/Eb     |Bb/D   |
        |Db6  |Ab/C     |Bdim7     |C7     |
        |Bbm  |Fm       |G7        |C7     |
    

    Fm 
    –Kepoka teo, h
    Edim7 
    ankina zendana e !
    F7/Eb 
    –Namela anay ho kamb
    Bb/D 
    oty ilay zokibe
    Db6 
    –Nirodana teo ilay  
    Ab/C 
    andry niankinana e !
     
    Niv
    Bdim7 
    alo-mainty be re ny lanitra
     
    M
    C7 
    aty ilay kintana e !
     
    Fm 
    –Fa be ireo kalaza f’ian
    Edim7 
    ao no namiratra e !
    F7/Eb 
    –Fa be re ny mamy f’ian
    Bb/D 
    ao no tanteliko e
    Db6 
    –Nangidy teo ny vava nil
    Ab/C 
    aozanao tampoka e
    Bdim7 
    –Tomany teo ireo sodina, d
    C7 
    ify ilay tompony e !
    Bbm 
    –Lasa izy  
    Fm 
    e
    G7 
    –Lasa i Rakoto  
    C7 
    ô 
     
    !
     
     
    F 
    –Lasa ianao Rak
    Dm 
    oto
     
    Ity foko vontov
    Bbadd9 
    onto
     
    Vontov
    Gm 
    onton’alah
    C7 
    elo 
     
    mafy
     
    F
    F 
    a fony fahavelon
    Dm 
    ao
     
    Mba nofinofin
    Bbadd9 
    ao
     
    Ny mba hi
    Gm 
    oty izay n
    C7 
    isasara(na)
    Ab 
    –Fa efa maty v
    Fm 
    a
     
    Vao olo-manga ang
    Dbadd9 
    aha 
     
    ?
     
    Dodod
    Bbm 
    odo manao vel
    Eb7 
    oma 
     
    fara(ny)
    F 
    –Fa efa tara l
    Dm 
    oatra Ianao efa any ank
    Bbadd9 
    oatra
     
    Mator
    Gm 
    ia any am-p
    C7 
    iadanan
    Eb 
     
     
    F 
    !
     
    Intro
     
    Tsy ho afaka an-tsaiko izy mivanitika e !
    Ireo sangisangy, lalao nifanaovana e !
    Ny adiadinay, ranomaso be
    Nifarana foana tamin’ny vazo, hira sy horoka e !
    Lasa izy e Lasa i Rakoto ô !
     
    Ref
     
    Veloma, masina r’ilay akamako e !
    Fa be re no vitany, aleo izy handeha
    Velezo ny amponga, handihizo ny hirany e !
    Fa izay re no hafany, hantahantany farany e !
    Laza izy e ! Lasa i Rakoto ô !
     
    Ref
     
    Zarao







    Gasytablature © 2019
    GasyTab