Mpihira | Eric Manana | Mbola ho avy

Mbola ho avy

    Misy Capo eo amin'ny 3eme case.
    
    G/B	: x20033
    Cadd9	: x30033
    D	: xx023x
    D#dim	: xx121x
    Em	: 022000
    Da	: x5777x
    
    G/B               Cadd9          D   D#dim Em
      Mbola ho avy ny andro hahatsiarovanao    ahy
            G/B        Cadd9     Da
    Amin'ny ora tsy ampoizimpozina,
    Mbola ho avy ny andro hampahory ny fanahy
    Hembona ahy ianao ka hiodinkodina;
    
             Cadd9 G/B     Am         G/B
    Mbola ho avy   ê     irony nenina ê
        Am          G/B       Cadd9           Da          
    Hitsako ny hadalànao, hangidy izay telina ê
             Cadd9 G/B       Am     G/B 
    Mbola ho avy   ê,    hangifiry be
          Am           G/B             Cadd9 D    G          
    Efa tsinjoko hatrety sahady fa ho ranom--aso be
    
    Mbola ho avy ny andro hanakoako an-tsofinao
    Ireo dinantsika izay kosehinao
    Mbola ho avy ny andro hivatsy ny famerimbolanao
    Hohitanao ihany izany ngidiny a
    
    Mbola ho avy ê tsaroako tsara anie
    Fony aho nilaozanao anie ka nahatsiaro fanina ê
    Mbola ho avy ê, tsy ho ela akory anie
    Mbola higoka ianao ny ngidin'ny ranomaso nateliko ê.
    Zarao
    Nampidirin ny Gasytablature | novembre 12, 2013
    1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (1 votes, average: 5,00 out of 5)
    Loading...

    Dokambarotra




    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2017