Mpihira | Eric Manana | Voninkazo adaladala

Voninkazo adaladala

    
    C#m	: x46654
    Emaj7/Ab: 4x644x
    Abm	: 466444
    
    
          E         C#m
    Voninkazo adaladala
          A          Emaj7/Ab
    Voninkazo tsy misaina
          A        B
    Fa maniry samirery
            E
    Eny an-tany karankaina
    
    Ny manodidina rehetra
    Efa ringitra avokoa
    Efa tapitra matory
    Izy irery no mifoha
    
        C#m         
    Ny foko koa adala
             Abm    
    Tsy mba manadino e !
          A      
    Ny rehetra raha mangina
            F#m      B
    Izaho mbola mino e ! 
           E          C#m
    Mbola tena mahatsiaro
             A        Emaj7/Ab 
    Ilay fitiavako taloha
           A            B
    Mbola velona ao am-poko
            E 
    Tsy mitsahatra mamoa
    
    Voninkazo, adaladala e ! 
    Voninkazo, adaladala o ! 
    
    
    Zarao
    Nampidirin ny Gasytablature | novembre 12, 2013
    1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (No Ratings Yet)
    Loading...

    Dokambarotra




    1 Comment

    Add a Comment
    1. ts’art mety mba misy partition folk ve ?

    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2017