Mpihira | Hasina | Kamboty velon-dray

Kamboty velon-dray

    Naoty

    Intro : C – Am7 – F – G7 x3


     
    T
    C 
    oy ny zanak’ondry very an’
    F 
    efitra 
     
    izah
    Dm7 
    ay
     
    tsy mba m
    F/B 
    isy ny han
    F/G 
    orotoro 
     
    s
    F 
     
    hananatr
    G7 
    a
     
    d
    C 
    ada o miverena ianao,
     
    f’
    F 
    aza ny hadis
    Dm7 
    oan’i neny no  
    F/B 
    entina 
     
    hampij
    G7 
    aliana 
     
    ana
    C 
    y
     
    h
    Am7 
    o kamboty velon-dray ve  
    Dm7 
    izahay
     
    ka hanj
    F/B 
    eninjeny 
     
    f
    F/G 
    oana
     
    hitsir
    F 
    iritra 
     
    ir
    G7 
    eo 
     
    naman
    C 
    ay
     
    very v
    Am7 
    ahatra izahay toy ny mas
    Dm7 
    oandro
     
    ny maso
    F/B 
    andro vao mip
    F/G 
    osaka
     
    ka hil
    F 
    entika 
     
    sah
    G7 
    ady
     
    ho maizin
    C 
     
     
    Am7 
     
    F 
     
    G7 
     
    tsy safidim-ponay re ny ho ety an-tany fa
    ny fitiavanareo
    k’aza avela ho malok’ila
    ny androm-piainanay ety an-tany fa
    mahatsiaro ho irery izahay
     
    ireo namanay mpiara-milalao
    mitanisa falifaly
    fa manan-dray mahavita izao sy izao
    ny ato an-trano anefa zara raha mitafy
    fiafina lava tsy mba manan-dray hanafy
    nilaozanao
    nilaozanao..
    Zarao
    Nampidirin ny Gasytablature | septembre 26, 2017
    1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (1 votes, average: 5,00 out of 5)
    Loading...

    Dokambarotra




    Gasytablature © 2017