Mpihira | Iary | Ampy zay

Ampy zay


    Naoty



     
    Tsy nety taminao ve ny hatsar
    Am7 
    ako
     
    Tsy nety taminao ve lay fitaf
    G6 
    iako
     
    Nataoko ihany izay hamp
    Fmaj7 
    ifaliana 
     
    anao
     
    Fa zavatra hafa indray no nan
    Am 
    intona 
     
    an
    G 
    ao
     
     
     
    Indraindray toa m
    Am7 
    anontany tena ihany
     
    Mba inona  
    G6 
    ary no nitiavako azy iny?
     
    Lasa adala  
    Fmaj7 
    aho ve sa ny saina no very?
     
    Toa tsy h
    Am7 
    aiko tsy haiko tsy h
    G 
    aiko!
     
     
     
    Lany fotoana  
    Am7 
    eto aho hieritreritr’azy
     
    Izy efa an’
    G6 
    olon-kafa izay ny fony
     
    Ny tena moa t
    Fmaj7 
    ia ka atao ahoana fa marary
     
    Ampy iz
    Am7 
    ay ampy izay ampy iz
    G 
    ay

    Refrain

     
     
     
    Fa ny aminao  
    F 
    iny 
     
    e
    Ho ariako toy ny fako
     
    Anaty antsana ianao  
    Am7 
    iny e  
    G 
     
    Fa Ny aminao  
    F 
    iny 
     
    e
    Raha mbola iverina aho angamba
     
    Tsy hisy ints
    Am7 
    ony iny e
     
     
     
    F
    G 
     
    aok’iz
    G/Ab 
    ay ny tom
    Am7 
    any
     
    Raha ny aminao angamba Tsy ataoko ints
    G6 
    ony
     
    Fa avelako ianao Hitom
    Fmaj7 
    any
     
    Amin’reo nenina ho tsapanao indray andr
    Am7 
    o any  
    G 
     
     
    Am7 
    -Mba Tia anao ve izy
    Mba hainy ve ny mihaino anao
    G6 
    -Mba mihomehy ve izy
    Mijery ireo adalanao
    Fmaj7 
    -Mba matanty ve izy
    Maheno ireo ditranao
    Am7 
    -Mba mijanona ve izy
     
    Rehef
    G 
    a tsy m
    G/Ab 
    ety ny ataon
    Am7 
    ao
     
     
    Am7 
    -Mba Tia anao ve izy
    Mba hainy ve ny mihaino anao
    G6 
    -Mba mihomehy ve izy
    Mijery ireo adalanao
    Fmaj7 
    -Saino 
     
    ih
    Am7 
    any  
    G 

    (ref)

    Zarao
    Nampidirin ny Gasytablature | septembre 4, 2017
    1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (No Ratings Yet)
    Loading...

    Dokambarotra




    Gasytablature © 2017