Mpihira | Jeneraly | Ilay vehivaviko

Ilay vehivaviko

0 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 5 (0 votes, average: 0,00 out of 5)
You need to be a registered member to rate this.
Loading...
Nampidirin ny Gasytablature | juin 5, 2018

    Akoro



    Intro
    G — C/G — Dadd11/A — C/G 
    G — C/G — Dadd11/A — C/G 
     
     
    L
    G 
    asan’olon-ka
    C/G 
    fa ’lay vehiv
    G 
    aviko
    Bm7 
    –Lay saika, andr
    Em 
    indrandrindra 
     
     
    A(#11)-A(no5) 
    ———-ny ho  
    D 
    aviko
    Cm6 
    –Na izany  
    Cm6/Gb 
    aza,tsy 
     
    t
    Bm 
    iako ny hiver
    C 
    enany
     
    Fa nal
    D/G 
    eko 
     
    nanad
    D 
    ino ny  
    G 
    aminy 
     
     
    F – C – G – D 
    .
     
     
                Na dia t
    G 
    aitra, dia mody tsy t
    G 
    aitra,
     
                fa sao laz
    C 
    ainy hoe, tataj
    G 
    aitra
     
                Tsikits
    Am7 
    iky 
     
    lalan-d
    D 
    ava, 
     
    miran-d
    G 
    ava 
     
     
    D 
     
                Na dia v
    G 
    oa,dia mody tsy v
    G 
    oa
     
                fa voa m
    C 
    aika hadola ny l
    G 
    oha
     
                Tsy mitan
    Am7 
    ondrika na k
    D 
    ivy,fa be ny ank
    G 
    izy 
     
     
    F – C – G 
     
    Indraidray aho anefa mahatsiaro ihany
    mahatsiaro ireo kilalao,ela tany
    Tsy tiako intsony anefa, ny hamerina indray
    fa izay vita,naman’ny vita dia ampy izay
     
               Na dia toro,dia mody tsy toro
             Fa kely ihany dia tsy maitsy mijoro
               Tsy mitaraina velively, na kely dia kely
               Na dia simba, dia mody tsy simba
               Fa mandray rano amin’ny zinga
               Kotsakotsaina re ny loha, dia tony ny fo
     
    Hiverina indray hono, lay vehivaviko
    ho raisiko ve sa kosa, ho laviko
    Vao tonga izy dia nakeny am-parafara
    avy hatrany dia napetrako ny gitara
     
                Na dia ilaiko, dia mody tsy ilaiko
                fa somary ampifilafilaiko
                Herinandro vao nitranga, lay vehivavy janga
                Na dia tsy tiako dia mody mba tiako
                Fa avy eo dia ariako
                Tsisy intsony ilay fitia,fa zory ny dia.

    Zarao
    Gasytablature © 2018