Mpihira | Jeneraly | Izany vehivavy izany

Izany vehivavy izany

0 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 5 (0 votes, average: 0,00 out of 5)
You need to be a registered member to rate this.
Loading...
Nampidirin ny Gasytablature | décembre 2, 2017
    Akoro
    Contenu restreint / Membres uniquement

    Hoan'ny mpikambana ihany. Midira eto na Register ahitanao azy.

     
    Iz
    Em 
    any vehivavy iz
    Am7 
    any
     
    Nom
    D7 
    eko ny hatanorak
    Gmaj7 
    o
     
    Vao tojo  
    Cmaj7 
    azy aho dia avy hatr
    B7 
    any
     
    Nihetsik
    B7 
    etsika ny hadal
    Em 
    ako
    Em 
    –Izany vehivavy iz
    Am7 
    any
     
    Nav
    D7 
    ahako tanatin’ny m
    Gmaj7 
    aro
     
    Nampif
    Cmaj7 
    aly izy, nampitom
    B7 
    any
     
    Ary tena h
    B7 
    ita fa nahasaro-piar
    Em 
    o
     
     
    Tsara t
    Am7 
    arehy matoa namb
    D7 
    abo 
     
    ahy
     
    Tsara t
    Gmaj7 
    arehy no tsar
    Em 
     
    fanahy
     
    Tsy hitanar
    Am7 
    eo nefa tsy  
    D7 
    aiza 
     
    fa
     
    Eo an
    Gmaj7 
    ilako 
     
    eo
     
    Mibanjina  
    Am7 
    ahy, mandray ny t
    D7 
    anako
     
    Manoroka  
    Gmaj7 
    ahy, miantso ny an
    Em 
    arako
     
    Tsy renare
    Am7 
    o, izaho an
    D7 
    efa toa mandr
    Gmaj7 
    e ilay feo d
    B7 
     
    !
     
    Izany vehivavy izany
    No mahalala ny tantarako
    Tsaroako tsara fa mbola izy ihany
    Namadibadika ny anarako
    Izany vehivavy izany
    Anisan’ny tena be fitiavana
    Tsy anjely akory fa olona ihany
    Kanefa hita fa tia havana
     
    Mahalala izany ny fianakaviana
    Mahatsapa izany ireo namana tiana
    Fa izy anie sady masiaka no tsotra be
    Tsy hitanisa ireo izay nampiany aho
    Fa tsy hita isa ireo izay nitalaho
    Ka novonjeny
    Na ireo ankizy na ireo ray aman-dreny

     
    B7 
    Eny o !
     
    Izany vehivavy izany
    Namela mamy ho an’ny zanany
    Nangatahako ny Ray any ambony any
    Mba handeha tsara ny fianarany
    Izany vehivavy izany
    Hiraiko mba ho fahatsiarovana
    Tsy hisento intsony aho na hitomany
    Satria ny foko efa torovana
     
    Fantatrareo fa tsy latsaka akory
    Fantatrareo fa tsy hipody intsony
    Nefa na izany ny embona azy
    Dia mitoetra eny ihany
    Na ny voady nifanoloranay
    Sy ny adiady izay nifanaovanay
    Tantaranay ka nahatonga ahy hanao
    Izay hira izay Izay o!
     
     
    Iz
    Am7 
    any 
     
    v
    D7 
    ehivavy 
     
    izany!
     
    Iz
    Bm7 
    any 
     
    v
    Em 
    ehivavy 
     
    izany!
    Am 
    Ny embona  
    D7 
    azy dia mito
    Gmaj7 
    etra eny ihany
    Izany vehivavy izany !
    Izany vehivavy izany
    No nahatonga ahy hanao izay hira izay
     
    Iz
    B7 
    ay

    Zarao
    Gasytablature © 2018