Mpihira | Jocelyn Ranjarison | Manana anao

Manana anao

    
    Cadd9    : x32033
    B7       : x21202
    Am7      : x02010
    
         Cadd9  D             G
    Efa rera---ky ny fiainana aho
           Cadd9 D              G
    Tsy nahita izay nombana intsony
           Cadd9  B7         Em               
    Saika latsa--ka tanatin’ny famoizam-po aho
         Am7                  D
    Tsy haiko intsony izay natao
     G      Cadd9   D           G
    Soa fa tonga Ianao nanarina hay
           Cadd9   D          G
    Nampitraka, namonjy ny fanahy
         Cadd9 B7           Em       
    Nositraninao ‘lay fery tato anatiko
      Am                 D
    Izay nandratra ny foko
    
         G            
    Manana aho Tompo ô !
              D  
    Fa mañana Anao
           Am               Cadd9
    Niova ny fiainako Tompo ô !
            D
    Tao Aminao
           G
    Tsy nanenina aho
                 D
    Raha nandray Anao
            Am7               Cadd9  
    Tsy ho toy izao ny fiainako
    D                     G
     Raha toa tsy tao Aminao
    
    
    Zarao
    Nampidirin ny Gasytablature | novembre 17, 2015
    1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (No Ratings Yet)
    Loading...

    Dokambarotra




    Gasytablature © 2017