Mpihira | Joseph d’Af | Ampandroso ahy

Ampandroso ahy

1 vote, average: 3,00 out of 51 vote, average: 3,00 out of 51 vote, average: 3,00 out of 51 vote, average: 3,00 out of 51 vote, average: 3,00 out of 5 (1 votes, average: 3,00 out of 5)
You need to be a registered member to rate this.
Loading...
Nampidirin ny Gasytablature | février 5, 2019

    Misy Capo eo amin’ny 2eme case

    Akoro


    Eadd9 
    —Raha izaho ilay mp
    Bsus2 
    amakitr
    Asus2 
    ano
     
    Raha ny l
    Eadd9 
    azako dia t
    Bsus2 
    oy ny ang
    Asus2 
    ano
     
    Fa nand
    Eadd9 
    eha tena antse
    Bsus2 
    na
     
    Toy ny mp
    C#m7 
    ivarot
    Asus2 
    ena 
     
    hoe
    Eadd9 
    —Moa tia  
    A/B 
    ahy va Ian
    E 
    ao 
     
     
    A/E – E 
     
    Dia toy ilay vehivavy janga
    Ilay satana koa mijoro ihapanga
    Hitorabato ahy ireo
    ‘Reo mpanoradalana
    Hitoraka ahy va Ianao
     
     
    Ankehitr
    Asus2/D 
    iny anefa, fantatr
    Asus2/Db 
    o
     
    F’Ianao no  
    Asus2/D 
    efa tia ahy tal
    B 
    oha 
     
     
    A/B – B 
     
     
    J
    Eadd9 
    es—
    Abm7 
    osy 
     
     
    C#m7 
    oh! 
     
    Ian
    E13sus 
    ao 
     
    k
    Asus2 
    oa tsy nanam
    Asus2/Ab 
    eloka 
     
     
    F#m7 
    ahy
     
    Na f
    Abm7 
    iry aza ny ota efa v
    C#m7 
    it—
    B 
    ak–
    Asus2 
    o
     
    Navel
    E 
    anao ny h
    B 
    elok
    E 
     
     
    A/E E 
     
    J
    Eadd9 
    es—
    Abm7 
    osy 
     
     
    C#m7 
    oh! 
     
     
    E13sus 
    Ianao lay ni
    Asus2 
    ady ny  
    Asus2/Ab 
    adik
    F#m7 
    o
     
    Amp
    Abm7 
    ototry ny hazo nij
    C#m7 
    al—
    B 
    ian—
    Asus2 
    ao
     
    No ametr
    E 
    ahako ny fi
    B 
    ainak
    E 
     
     
    A/E E 
     
    Ianao no mpanavotra ahy
    Ianao ilay nisolo vava ahy
    Fa nandray ny famonjena aho
    Vita fanekena
    Zay no azo ekena
     
    Ankehitriny anefa , fantatro
    F’Ianao no efa tia ahy taloha
     
    Jesosy oh! Ianao koa tsy nanameloka ahy
    Na firy aza ny ota efa vitako
    Navelanao ny eloko
    Jesosy oh! Ianao lay niady ny adiko
    Ampototry ny hazo nijalianao
    No ametrahako ny fiainako
     
    Jesosy oh! amin’ny fifaliana no anantenana
    Rehefa eo amin’ny andron’ny fitsarana
    Ampandroso ahy ao an-tanana
     
    Jesosy oh! amin’ny fifaliana no anantenana
    Rehefa eo amin’ny andron’ny fitsarana
     
    Ampandr
    E 
    oso ahy ao  
    B 
    an-tan
    C#m7 
    an—
    B 
     
     
    A 
     
    Ampandr
    E 
    oso ahy ao  
    B 
    an-tan
    C#m7 
    an—
    B 
     
     
    A 
     
    Ampandr
    E 
    oso ahy ao  
    B 
    an-tan
    E 
    ana
    Zarao
    Gasytablature © 2019