Mpihira | Joseph d’Af | Tsisy karaha anao

Tsisy karaha anao

    Capo 2em case

    Em : 022000 G5 : 3x003x D/F# : 2x023x Em7 : 01003x A7 : x02020 Bm : x24332 B7 : x21202 C#m : x46554 E7/Ab : 4xx434 A7/G : 3x222x D Tsy izaho eky ny hangigny tsy hagnambara Em Tsy ataoko ategna fa io filazantsara G5 D/F# Fa maty agnao noho ny fahotako Em7 A7 Tompo o ! tsisy hafa an-koatra Anao Titianah. D Fa maty Agnao noho ny fahotako Em Tompo o ! Tsisy hafa an-koatranao G5 D/F# Em7 A7 Tsisy ka raha anao G A7/G Hirako ianao sy melodie ny fo ( duo) Em D/F# G A Ilay tiako ary koa tia ahy malalako am-panahy ref: (2 fois) D Bm Tsisy ny tsara mihoatra Anao, mihazona ahy ny tananao G A Raha lavitra Anao aho dia irery, ny anilanao no feno hery Interlude refrain Titianah. D Em Tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay Joseph. G5 D/F# Fahazavana fahamarinana duo Em7 A Dia lalana sy fiainana Joseph. D Mahatoky Anao zaho malala o ! Em Tsy misy hafa an-koatra Anao G5 D/F# Famonjena nataonao Em7 A Fanadiovana ota Hirako Ianao sy melodie ny fo( duo) Hoe tiko ary koa tia ahy malalako am-panahy ref: (2 fois) Tsisy gny tsara mihoatra anao, mihazona ahy ny tananao Raha lavitra anao aho dia irery, ny anilanao no feno hery G Fenohery (2) Em D/F# A ny anilanao malalako am-panahy Em D/F# G E7/Ab A B7 Eieeee!!! E C#m Tsisy ny tsara mihoatra anao, mihazona ahy ny tananao A Raha lavitra anao aho dia irery B Ny anilanao o!! E C#m A B Tsisy karaha anao
    Zarao
    Nampidirin ny Gasytablature | décembre 1, 2014
    1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (No Ratings Yet)
    Loading...

    Dokambarotra




    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2017