Mpihira | Mage 4 | Nandao ahy

Nandao ahy

     
    
    Bm	: x24432
    Bb6	: x13333
    F#m7	: 252222
    D/D#	: x40232
    
    
    Bm      Bb6        D        A
      Hatrizay ireo fiteny maminao
    Bm       Bb6          D          A  
      Nanafosafo ahy, na fo io na fanahy
    Bm       Bb6            D          A     
      Malefaka fiantefa, namoaka ny tsiahy
    Bm         Bb6         D              A
      Natao ho ahy ireny inoko fa tsy an-tery
    Em                   F#m7
      Fa ianao tsy nanambara
    G          Bb6    A
      Hoe handrava fitia
    
            G            A        C
    Niondrika aho nahatsiaro very
           G    A       Bm     
    Irery fa nilaozan-dry yeah
           B     C       D   Em         A        D
    Rava ilay ankanim-pitia ,ouh oh ouh oh (bis)        
    
    
    Ka toin’ny indray mikipy maso izay
    Nandao ahy ianao zay antony tsy hay
    Vatravatra toa tadio nitondra lay
    Zary afo be tsy misy mamy ho ahy
    
    Fa ianao tsy nanambara.
    Hoe handfrava fitia
    
            G            A        C
    Niondrika aho nahatsiaro very
           G    A       Bm     
    Irery fa nilaozan-dry yeah
           B     C       D   Em         A        D
    Rava ilay ankanim-pitia ,ouh oh ouh oh (bis)    
    
    F
     Ny hany azo atao. 
    G                      D  D/D# Bm  A  G  Bb6  A
     dia ny manadino anao. 
    
    
    Zarao
    Nampidirin ny Gasytablature | octobre 4, 2013
    1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (1 votes, average: 2,00 out of 5)
    Loading...

    Dokambarotra




    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2017