Mpihira | Mahaleo

35 Comments

Add a Comment
  1. andryravaimanana85

    Salama,
    Minkasitraka amin’ny fanomezana ny accord.
    Ho an’ireo mitady an’ilay tablature ny arpège dia afaka mijery ato. mila application guitar pro de vakiny hatramin’ny feo ary afaka ovaina ny rythme: http://tablatiora.epizy.com/index.php/Single?id=1

  2. Richad Goulamhoussen Satsou

    Salama daholo e!
    Mba mitady ny arpege mimoza ka ho an’izay mahafantatra dia mba andefaso amin’ny adresse grichad@hotmail.com
    Misaotra mialoha

  3. Duelist Ofthedead

    Salama e! saika ametraka fanamarihana kely sady angataka ihany koa. Raha nandinika aho dia “gasy tablature” ny anaran’ilay site kanefa tsy dia misy tablature firy ato fa “accords” no be dia be, na koa ilay antsoina hoe “chords” amin’ny teny anglisy (Em, D, C, F, sns, sns…). Ny tena moa tsy dia mahay mitendry matoa mitsidika koa mba mangataka raha azo atao tena ilay tablature no apetraka, izany hoe ilay corde tendrena tsiraidray mihitsy fa mety tsy izaho irery angamba no maniry hianatra mahaleo ohatra nefa tsy dia mbola zatra ny sofina ka tsy ampy ny accord fotsiny ihany fa mba ita hatramin’ny pitsony, moa ihany koa mba manaja an’ilay anarana “gasytablature” e, sa ahoana ra namana? Teny atsipy fotsiny ihany iny fa milay ilay tahak’izao koa maniry ny mba hivoatra sy ankalaza ny kolotsaina Malagasy ity site milay antsika ity. Mankasitraka e!

    1. Misaotra amin’ny soson-kevitra! Sarotra no manamboatra “tablature” ary n’aiza n’aiza site web, manome chord no tena betsaka satria mora ny mianatra azy! Fitendrena eny ambony tamboho no eto ary gasytablature no niantsoana azy , afaka natao gasychord na gasyaccord ihany koa. Raha hianatra “tablature” enao dia tsaratsara kokoa angamba miditra @ecole de music. Ohatra hoe: cgm,…

      1. Duelist Ofthedead

        Ekeko hoe tsy mora fa tsy sarotra ihany koa anefa, miankina amin’ny finiavana ihany io, fa nefa kosa raha arak’ilay izy hoe ambony tamboho dia aleo atao hoe tsifanomezan-tsiny ilay izy. Marina mihitsy ilay hoe mora aloa e, sy hoe chord no betsaka fa arakarak’ilay hira ihany koa io. Raha hira tendrena tsotra fotsiny ampy ny chord (izay no antony mahatonga hoe site manolotra chords no betsaka) fa raha hira sarotrarotra ohatran’ny fitendrin’i mahaleo reny tsaratsara raha tablature. Misaotra amin’ilay soso-kevitra hoe miditra amin’ny école de musique fa sainga tsy hafaka raisina amin’ilay hevitra kosa angamba hoe “hianatra tablature” no andehanana any. Tsotra ny antony, ny tablature dia natao mba hianaran’ny olona tsy mahay mitendry lotra ilay hira tiany amin’ny fomba tsotra sy fotoana fohy, izany hoe ny tsy fananana fotoana andehanana hianatra amin’ny école de musique mihitsy no nanaovana ny tablature, fa tsy hoe hianatra tablature no andehanana amin’ny école de musique, mifanohatra tanteraka ilay hevitra. Raha hiditra any amin’ny cgm dia hamaky partition angamba no tanjona tsara tenenina farafaharatsiny, ary mino aho hoe tsy misy miraharaha tablature izany any 🙂 izay no antony anaovana ny site tablature. Mankasitraka!

  4. miarahaba antsika rehetra e .. tenà sao dia mba misy afaka manome tablature hiran’ny dgary ren e , fantatro fa sarotra be fa mba tiako ho hay e , ” lagnana ” sy “bobo drano ” no mba hangatahiko .. misaotra indrindra dia mazotoa daholo

  5. Hery Andriamasinoro

    keze !!! miarahaba antsika rehetra e , dia misaotra fa mahafinaritra ity site ity ^^ ..; dia mba mangataka ny hiran’ny princio e, malala , vehivavy banga , sns ,…

    1. ao fa ho voaray dia ho ampidirina e!

      Mazotoa e!

  6. Mba mangataka tablure Razazavavy. De misaotra mialoha

  7. Raha hitendry mimosa araka ny tena izy dia mila mahay an’ilay technique hoe travis picking aloha

  8. Salama daholo, tena refa nandinika ah, de tena aleo mihitsy a hiananatra hitendry, ka aiza kai no misy fianarana guitare eto Tana Misaotra ehhhhhh

    1. Zany an! Be dia be! Fa miankina amin’ilay tanjona ihany. Mianatra privE no haingana indrindra fa mety tsy ho ampy bazy. Mianatra any amin’ireny ecole de music (CNEM, CGM,…) no tsara bazy fa ela be vao tena tafavoaka.

    2. Arakaraky ny tanjonao (but final) ihany io. Raha te hihirahira madinika haingakaingana sy hitaingi-taboho de tena ao tsara ty forum ty, fa ra te hande lavidavitra sy handalina de miditra ecole de musique no tsara, fa mila faharetana sy finiavana.

    3. misy vitsivitsy ireto fa tsy maintsy mianatra classique ‘(base) izany ianao : egm , cnem , area academy .. dia rah te hianatra momba ny jazz d ao @ cgm , a @ site festival de guitare ao koa misy prof be dia be afaka mampianatra ^^

  9. Salama daholo indray ehhh, ialana tsiny am tsy fahaizana fa mangataka fôna
    saika angataka ny tablature “raisiko ho ahy” dadah rabel
    Misaotra ehhhh

    1. Dia farany kou fa adino “Manahy aho” Dadah Rabel

  10. Salama daholo e! mba saika anotany zalah a, ahoana ny anaovana accord bà gasy amin’ny gilita fa tsy mety aiko mihitsy misaotra e!

    1. Salama e!

      EADGBE

      ny fiakordena gitara raha amin’ny mahazatra. Izany hoe, Mi-La-Re-Sol-Si-Mi zany raha amin’ny fitenintsika azy. Rehefa atao Ba gasy izy dia lasa

      CGDGBE

      na Do-Sol-Re-Sol-Si-Mi .

      Raha

      x32010

      zany C amin’ny mahazatra, dia lasa

      002010

      izy amin’ny Ba gasy.

      Mazotoa e!

      1. Tena misaotra misaotra bdb tena bdb, tena mbola hafa le retsy ny gasy ahh
        Tena mankaitraka zalah
        Tamboho sisa no tadiavina 😀

    2. Misy ko ny DADGBE. Betsaka io tuning io @ boky nosoratan’i Bouboul. oh: “Any mantsy ny any aminay” (Randrianarisaona Bernard), “Ny hirantsika” (Fredy Raolifahanana); “Ry Ampitso izay mifono” (Rasamy gitara); “Manjakandrina”, “Midona moramora” (tsy fantatra ny auteurs) sns. Ny tsy fantatro fotsiny de hoe azo antsoina hoe “Accord gasy” ve izy io satria betsaka ny “tsy gasy” mampiasa azy io koa.

  11. Ny Àntsa Rakotomalala

    ba misy manana mimoza ve azafady 🙂

    1. Intro: Re Do La
      riff: selement sur la corde de Re (D) : 4 2 0
      Re riff
      Tiako hafindra aminao
      Re riff
      Ny fitiavako mimoza
      Sol
      Ny fitiavako mimoza
      Re
      Kanefa raha tsy tianao
      La Sim
      Dia avereno ho ahy
      Sol La Re
      Ny fitiavako mimoza

      Re
      Misy toerana mafana
      Re
      Tsy mba mamanala
      Sol
      Ao anatiko ao
      RE La Sim
      Toerana kelikely, afaka hitahiry
      Sol La Re
      Ny fitiavanao mimoza

      Sol Re Sol La Re
      Manimanitra daholo, izay lalovanao
      Sol Re
      Misy fofom-boninkazo
      La Re
      Vononkazo mimoza

      Andao fa ho entiko ianao
      Faly aho raha hitanao
      Ilay saha mimoza
      Izay toerana falehako
      Efa nanamboarako
      Trano kely mimoza

      Ny andro efa hariva
      Tsy mba fantantsika
      Ao anaty tranokelinao
      Ny afo manazava
      Dia hanome hafanana
      Hafanana mimoza

      Ny haizina mangina Efa manery antsika
      Handao ity tranokely
      Tranokely mimoza

      Raha sendra lasa izaho
      Raha sendra tsy eo izaho
      Dia izao no zavatra hataonao ahy
      Mandehana any an-tsaha

      Ary mangala voninkazo mimoza.

      1. Intro: Re Do La
        riff: D: 4 2 0
        Re……………………..Riff
        Tiako hafindra aminao
        Re……………………Riff
        Ny fitiavako mimoza
        …………………Sol
        Ny fitiavako mimoza
        Re
        Kanefa raha tsy tianao
        La………………..Sim
        Dia avereno ho ahy
        Sol…….La……..Re
        Ny fitiavako mimoza

        Re……………………..riff
        Misy toerana mafana
        Re……………………..riff
        Tsy mba mamanala
        …………Sol
        Ao anatiko ao
        RE………………….La……..Sim
        Toerana kelikely, afaka hitahiry
        Sol……..La……..Re
        Ny fitiavanao mimoza

        Sol……………..Re…….Sol…..La…Re
        Manimanitra daholo, izay lalovanao
        Sol…….Re
        Misy fofom-boninkazo
        La…………..Re
        Vononkazo mimoza

        1. salame mba saika hangataka ny arpege ity ira ity azafady

  12. Mitady ny tablature “zanako vavy, Ditra” an’ny taeika Mahaleo eaha misy manana

  13. Afaka avadika tablature azo vakiana @Guitar Pro ve???

    1. Salama

      Mbola sarotra ary tsy mety amin’ilay revy eny ambony tamboho ilay izy. Ilay izy mantsy nataontsika ho hiraina fa tsy dia natao ho tendrena fotsiny. Izany hoe, tsy nasiana fomba fetendry fa ny “accord de base” fotsiny no napetraka dia anjaran’ny tsirairay no mitady izay anaovany azy. Hatreto aloha zany mbola mijanona amin’izao ihany isika.

      Mazotoa ary

  14. manaona dol tsik a,afak mb asin lolo s n tariny ve.misaotra de manantena.
    Mlay le mifampizara e.

  15. Merci pour les tablature! Mbola misy maro ve?

    1. salut!mba mitady ny tab an’ireto azafady,mahaleo(embona sy hanina),njakatiana(mpankafy,tsy haiko ny tsy hitia),rebika(fa tena tia),babonao ny foko…tsy tadidiku ny titran’iny,fa misy an’izany ao anatiny ‘lay hira!merci d’avance.

      1. Manao ahoana ianao,

        http://gasytablature.wordpress.com/babonao/

        Mbola somary sahirana aho ka tsy dia mahavita hira be loatra. Raha mba azo atao ‘re dia mba asio anarana. Dia any amin’ny teny fanolorana no tsaratsara kokoa raha ohatra ka tsy hiran’ilay mpihira no angatahina.

        Mazotoa.

Laisser un commentaire

Gasytablature © 2017