Mpihira | Mahaleo | Efa ela

Efa ela

    Gmaj7	: 320001
    C#dim	: x4535x
    F#m7 	: 242222
    D/F#	: 2xx232
    Abdim	: 4x343x
    Dsus4   : xx0233
    
    
    Gm               D7                   G     Bm7
    Efa ela aho no niandry izao fotona izao
     Am                  D             Gmaj7    Am7 D7
    Hatr'izay aho tsy tafandry fa nitalao
     G              C  
    Zava-pona eh!! ny miaina
     A7          D                   Gm         A7  C#dim
    Maizindalana aho raha toa ka tsy eo ianao
    
    Dm                A7          D    F#m7
    Efa ela aho no naniry ny tananao
      Em            A,A/G              F#m      Em A7
    Mba hamihina ny ahy   eo an-tratranao
    
     D              G
    Zava-pona eh!! ny miaina
     Em           A7            Dm
    Zovy no hantenaina raha tsy eo ianao
    
    Gm                          D/F#                        
    Ao avokoa ny mety hampisaraka,   
    Gm       Abdim                  Am7 
    ao avokoa    ny mety hampivarina
    Dsus4 Gmaj7 Abdim     Am7 D7    C       D     G                    
    Ny fitia    izay niombonana, izay niombonana an!
    
    Efa ela aho no nikasa hiaraka aminao
    Fa hadinoina anio ny lasa raha vitanao
    
    Zava-pona ny rehetra
    Zaza very aho raha toa ka tsy eo ianao
    
    Efa ela loatra izao mba matokia
    Aiza re ny lalanao mba hiaradia
    
    N'aiza(2) haleantsika
    Hiaraka hifampitantana izao sy ianao 
    

    Zarao
    Nampidirin ny Gasytablature | mai 24, 2012
    1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (No Ratings Yet)
    Loading...

    Dokambarotra




    1 Comment

    Add a Comment
    1. manahoana daholo o! Mba mangataka hiran’bodo embona oh! Misaotra mialoha e!

    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2017