Mpihira | Mahaleo | Ny tena fitia

Ny tena fitia

1 vote, average: 5,00 out of 51 vote, average: 5,00 out of 51 vote, average: 5,00 out of 51 vote, average: 5,00 out of 51 vote, average: 5,00 out of 5 (1 votes, average: 5,00 out of 5)
You need to be a registered member to rate this.
Loading...
Nampidirin ny Gasytablature | janvier 26, 2012

    [soundcloud url=”https://api.soundcloud.com/tracks/34643620″ params=”color=ff5500&auto_play=false&hide_related=false&show_comments=false&show_user=false&show_reposts=false” width=”100%” height=”166″ iframe=”true” /]

    B/C#: x6444x C#m7: x46454

    E         A B A B N'inona nanjo B                              E      B Na tojo ny mafy na nambiny njava-tsoa E                 A B A B Na faly na maloka ny fo B                           A     E    F# Ianao tsy lavitra fa teo anilako B                   E F# E F# Ny masonao no ahitako F#                                 B      F# Ny tongotrao no mahalala ny lalana hombako B                     E F# E F# Izay taratrao no fahazavako F#                           E  B Ny fo tsika mitempo mifamaly tony lamako E Fiv: Izany kia ny fitia, fitia tena fitia E             B Iray aina, iray safidy E Izany kia ny fitia, zay tiako no tia ndry F# Mizara ny mamy, mangidy Abm           F# Voa tsongo ianao,izao no marary Abm                 F# hosa ianao izao no tsy zarizary E       B/Eb,C#m7 F# F# Sanatria tsy hifanary B Toa rano sy vary Izay telinao no ho lalaiko Izay sitrakao ho no mampandry ny saiko Izay babinao de ho zakaiko Izay mihantra aminao no mihantraika aminy aiko Tanana-kavy sy havanana Na mora na sarotra hiarahana manana Ny mafy hifanohanana Na be na kely hifanapahana Fiv:Izany kia ny fitia, fitia tena fitia Iray aina, iray safidy Izany kia ny fitia, zay tiako no tia ndry Mizara ny mamy, mangidy Voa tsongo ianao,izao no marary hosa ianao izao no tsy zarizary Sanatria tsy hifanary Toa rano sy vary
    Zarao







    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2019
    GasyTab