Mpihira | Mahaleo | Velo

Velo

    E7a (ambony): 0xx757 Aa (ambony) : xx7655 Ea (ambony) : xx6454

    E7a Aa Ea Aa Nofafako daholo ny fahatsiarovako Abm F#m E Fa ianao irery, no tsy mba very E7a Aa Ea Aa Nofafako daholo ny tantaram-pitiavako Abm F#m E Fa ny anaranao no tavela ao A E Ô Velo, velon-kira aho e A B E Fa ianao no velona ao anatiko ao Ô Velo, velon-kira aho e Ny lanitra avo ka tsy takatro Noteteziko daholo Izao tontolo izao Fa tsy mbola misy ny mitovy aminao Noteteziko daholo Faritany maro Fa ianao ihany No mahasaro-piaro. Ô velo, velom-panantenana Ity fiainako, efa saika karakaina Ô velo, velom-panantenana Ity fiainako, lasa feno fikasana
    Zarao
    Nampidirin ny Gasytablature | février 5, 2012
    1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (No Ratings Yet)
    Loading...

    Dokambarotra




    3 Comments

    Add a Comment
    1. Azafady, EBEG#BE ilay open E. dia ilay E7 ambony ilay voalohany noteneniko io

    2. Open E ny tuning amin’ny tena izy.
      007657 ny voalohany dia grand barré eo amin’ny 5è case avy eo
      ny G#m dia 4X4300 ary ny F#m 2X2100 (samy accords étendus)
      ny B dia grand barré eo amin’ny 7è case

    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2017