Mpihira | Theo Rakotovao | Teako iha

Teako iha

0 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 5 (0 votes, average: 0,00 out of 5)
You need to be a registered member to rate this.
Loading...
Nampidirin ny Gasytablature | février 23, 2015
    Capo : 6em case
    
    Fmaj7  : xx3210
    
            Am                        C          G
    Efa hatramin'ny ela 'zay fotoana niarahanay 
                              Fmaj7 
    Tsy mbola nisy ny hoatr'izao
           Am
    Fifamaliana isanandro,
        C                    G
    Fiafiana ny ato an-trano 
                Fmaj7
    Ka tsy zakanao.
           Am             
    Niôvaniôva fômba ianao
           C             G  Dm
    Niôvaniôva koa fitia 
               Fmaj7
    Tsy toy taloha
    Dm                   C                      
      Isika roa no nifanaiky 
            Fmaj7       G
    Hiara-dia mandra-maty
    Dm                     C                                    
      Ts'isy olon-kafa intsony 
            Fmaj7   E
    Hisolo ny toeranao.
    
            Am       C
    Teako ani(e) iha
                         Dm              E            Am   C Dm E
    Teako ani(e) iha jampela fa i enany zao iha mampifila
             Am              C
    Fijalea toy nampandeha anao
                Dm                                 E         
    Ts'isy olo hafa fa iha raiky avao ro lignasako e!
    
    x2
    
                    Am C Dm E
    Teako ani(e) iha
    
    
    Efa hatramin'ny ela zay, enao nilaza fa tena tia 
    Nanome fitia 
    nefa amin'izao, hafahafa ny fomba firesakao
    Mankararirary fo
    Niôvaniôva fômba ianao 
    Niôvaniôva koa fitia 
    Tsy toy taloha
    Isika roa no nifanaiky hiara-dia mandra-maty
    Ts'isy oon-kafa intsony hisolo ny toeranao
    Teako ani(e) iha 
    Teako ani(e) iha jampela fa i enany zao iha mampifila 
    Fijalea toy nampandeha anao 
    Ts'isy olo hafa fa iha raiky avao ro lignasako e!
    
    
    
    Zarao

    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2019