Mpihira | Moajia | DamoiZelle

DamoiZelle

    
    
    Gm	: 355333
    D#	: x46664
    D	: x35553
    Dm7	: x57565
    
    
    Gm      D#     D
     Natoritory ho azy aho
    Gm         D#   D
     Nahita anjely kely
    Gm             D#        D   
     dia raha vao mahatsiaro azy aho
         G#m         D#     D
     hoe elle a pas fait bodel
    
     tsy te andeha hilefa aho
     Rehefa izy ilay Tantel
     tsy izany ihany anefa
     Moazelle hoe très sensuelle
    
          Cm     Dm7        Gm
    Damoizelle akaikinao fidel
                     D#                 D
    Tsy haditra velively damoizelle my belle
    
    Ilay bitsibitsiny iny
    ma fait poussée des ailes
    ilay tsisy rahona iny,
    cette moizelle aime bien le ciel
    te ho any foana foana aho
    hoe pas la laissée seul
    izy no maha nona, manger ma damoizelle
    
    Damoizelle akaikinao fidel
    tsy haditra velively damoizelle my belle
    
    Ondana tiako indrindra
    tratran'i Damoizelle
    Fitia tsy tiako hifindra
    il n’y pas d’angely kel
    tontolo iray mirindra
    no homeko Damoizelle
    ho avy tsara indrindra
    no elle a bati pour elle
    
    Damoizelle akaikinao fidel.
    tsy haditra velively damoizelle my belle
    
    
    Zarao
    Nampidirin ny Gasytablature | mai 23, 2013
    1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (No Ratings Yet)
    Loading...

    Dokambarotra




    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2017