Mpihira | Ndondolah sy Tahiry | Izay dia izay

Izay dia izay

    
                 G              C            G         C          
    Tsy mety intsony Aho, fa ny ahy rehefa izay, dia izay.
                 G               C          D
    Tsy lasa intsony ireo mpanatsatso sy miteny.
          C            D       G                    C  
    Fa fitiavako io safidik’io, ny Ahy izay tiako ihany.
                 G   Em                 Am     D     G
    Tsy mety intsony aho, raha mbola ianao no miteny Ahy.
    
    Tsy lasa intsony ireo fosafosanao hatrizay dia izay.
    Tsy mety intsony Aho, tsy izay lazainao dia ho ekeko o!
    Fa fitiavako io safidik’io, ny Ahy izay tiako ihany.
    Tsy mety intsony aho, raha mbola  ianao no miteny Ahy.
    
        Ref:
            D                                            G
          Izy no tiako tena tiako, tiako fotsiny tsotr’izao,
                   D                            G         G7
          Tsy noteren’ilay fitia, fa izay sitrapoko hiafarany.
                C               D        G                    C
          Fa safidin’ny fo, fitiavako io, ny Ahy izay tiako ihany.
                       G     Em
          Tsy mety intsony aho,
                        Am     D      G 
          Raha mbola ianao no mibaiko Ahy. ( x 2 )
    
    Tsy hoe hilaza aho, hoe tsy azo atoro aho indraindray dia izay
    Tsy mba miteny Aho, mahavita-tena sanatria!
    Fa fitiavan’ny fo safidik’io, tsy izay tianao ihany.
    Tsy mety intsony aho, raha mbola ianao no miteny Ahy.
    
    
    
    Zarao
    Nampidirin ny Gasytablature | août 13, 2013
    1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (No Ratings Yet)
    Loading...

    Dokambarotra




    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2017