Mpihira | Njakatiana | Fo vato

Fo vato

0 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 5 (0 votes, average: 0,00 out of 5)
You need to be a registered member to rate this.
Loading...
Nampidirin ny Gasytablature | juin 11, 2013

    
    
    G/B	:	x20030
    Am7	: 	x02010
    D7/F#	:	2xx212
    D7	:	xx0212
    Dm6	:	x2x231
    
    
      Em         G
    Tsy miova, tsy afindra
    C              G/B
    Efa fo vato ny ahy 
                  Am7        D
    Na ny saina amam-panahy.
    
    Em        G             
    Ianao no tiako indrindra
     C                         
    Fa tsy mba nahasarika ahy
           Am       D7/F#      B   E
    Ireo izay toa anao     fa sahisahy.
    
                  Am
    Raha ny hasambarana
            D7
    Sy fifaliana
             G
    Dia tsy nisy fa, 
    
              Em       Bm
    Miandry anao foana aho
             C        G
    Ho tia anao foana aho
                 Dm6  Em       Am
    Na dia tsy mba miraika hatrizao
                 C                 D
    Raha toa ka hisy na tsy hisy izany
                Bm          Em
    Raha mbola tany koa ny tany
            Am              D       G
    Ny faniriako anao dia tsy ho lany
    
    
    Tsy miova tsy afindra...
    
    (Miova Bb ny gamme)
    
    Miandry anao foana aho
    Ho tia anao foana aho
    Na dia tsy mba miraika hatrizao
    Raha toa ka hisy na tsy hisy izany
    Raha mbola tany koa ny tany
    Ny faniriako anao dia tsy ho lany.
    
    
    Zarao







    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2019