Mpihira | Njakatiana | Maniry mafy aho

Maniry mafy aho

    
    E7	: 020130
    Dm/F    : 1x323x
    D7sus4  : 2x021x
    F/A     : x0321x
    Gm6     : x12030
    Bbmaj7  : x0333x
    F7/A	: x03241
    
       F    E7  F       Bb   Gm C F
    Maniry mafy aho ry Jeso tompo o!
      Dm       Em Dm/F  D7sus4  Gm F/A  Gm6    A
    hialoka eo amba----ny      haz-o   fijalianao
         F             Gm   F/A  
    tsy misy toeran-kafa   re
      F7/A  Bb   Bbmaj7  Gm
    izay   tena mami----ko
        C        F  Bbm    F  G   F
    ny hazo fijalianao no fiarovako.
    
    
    Ny hazo fijaliana no hitazanako
    Ny tenanao izay nijaly
    mba ho avotro.
    Ka dia kotsa-ndranomaso
    mpitiavana.
    Ny tavako ry Tompo o!
    fa hafa-keloka.
    
    
    Ampototry ny hazo izay nijalianao.
    No hiteorako ho hazavain'ny tavanao.
    ataoko ho fatiantoka ny zava-mora lo.
    Ny hazo fijalianao no tombondahiko. 
    
    
    Zarao
    Nampidirin ny Gasytablature | mars 1, 2013
    1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (No Ratings Yet)
    Loading...

    Dokambarotra




    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2017