Mpihira | Njakatiana | Meteza hahatsiaro

Meteza hahatsiaro

     

    D7	: xx0535
    G	: xx5433
    Dsus2	: xx0230
    Cadd9   : x3x030
    Cadd9/B : x2x030
    Cadd9/Bb: x1x030
    Dmaj7/F#: 2x0220
    Gmaj7   : 320002
    G	: 320033
    F#m	: 244222
    Bm	: x24432
    
       Meteza ianao hahatsiaro
       Na ny andro lasa efa maro...
    
    Intro: D7 | G | D | G | D | A
    
    Dsus2    Cadd9  Cadd9/B     Cadd9/Bb  
      Tsaroanao ve     ilay fiarahantsika,
    Dsus2    Dmaj7/F#   Gmaj7                   A
      Tsaroanao        ve      ilay hasambarantsika...
       Gmaj7           D  G
    Meteza ianao hahatsiaro
          A               Intro
    Na ny andro lasa efa maro.
    
    Tadidinao ve ireny hadalana ireny,
    Tena tianao ve ny nataoko anao tamin’ireny ?
    Na izaho na ianao, dia nety izay natao.
       Em
       Indray andro tokoa moa
       F#m                            G
       No sendra nahitako dolan’olondroa
                      A                  
       Hay ianao sy ilay rafiko
             Bm                    G           
       Ny foko tamin’izay voaratranao
               G               F#m  Bm      Intro
       Diso ianao, nahatonga ilay   fo hifandao.
    
    Embona foana ny ahy raha toa ka mba hikalo
    Dia ianao foana, ianao tsy ho fahavalo ;
    Angamba izay no lahatra
    F’izaho no tsy mbola zatra.
    
       Indray ....
               G               F#m Bm  A       D
       Diso ianao, nahatonga ila---y     fo hifandao.
    
       Indray andro tokoa moa,
       No sendra nahitanao dolan’olondroa
       Hay izaho sy ilay rafinao
       Ny fonao tamin’izay voaratra koa
       Diso aho, nahatonga ilay fo hifandao.
    Zarao
    Nampidirin ny Gasytablature | août 13, 2013
    1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (No Ratings Yet)
    Loading...

    Dokambarotra




    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2017