Mpihira | Njakatiana | Ny tsia hitia

Ny tsia hitia

    Misy Capo 5em case.
    
    G6    : x2x030
    Fsus2 : 1x301x
    Em/Ab : 4xx000
    Am7   : x02010
    G/F   : 1xx003
    Gm/Bb : x1x333
    B7    : x21202
    
    Intro : C G6 Fsus2
    
          C    Em/Ab    Am7  G
    Izay tia atao hoe ada---la
          F         C   G 
    Fa ny olon-kendry miala
       G G/F           Gm/Bb F
    Kanefa dia tsy ho hai---ko 
         C  G      C
    Ny tsy hitia anao 
    
    Ity izaho fa no hoe fahotana 
    Sy fandikana lalàna Kanefa dia tsy ho haiko 
    Ny tsy mitia anao 
    
    B7  E                 B7
       Tahaka  ny rano an'ony
              Em        Am7            B7
    Izay tsy maintsy hivarina any an-dranomasimbe
     G                         D 
    Toy izany koa, tsy hay intsony
          G            C       D           G                           
    Ny hanohitra izay tendry tsy maintsy aleha 
    
         
    Koa raiso ny tànako 
    Izay ombanao no hombako 
    Satria tsy mety ho haiko 
    Ny tsy hitia anao. 
    
    
    Zarao
    Nampidirin ny Gasytablature | avril 20, 2015
    1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (No Ratings Yet)
    Loading...

    Dokambarotra




    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2017