Mpihira | Njakatiana | Olo-mendrika

Olo-mendrika

    
    Bm	: x24432
    D/F#	: 2x0232
    
    
    Bm                         F# 
    Indray andro aho no mba nihaona taminy
     F#                        Bm
    Tena mahafinaritra ahy ny fombany
      G                       D
    Tsotra izany raha olona, mambabo fo
     Em                    F#        
    Mahate-hiara-monina tokoa
    
     Bm                           F#      
    Zaho tokoa ry 'ngah mba nahatsapa izany
     F#                     Bm
    Na ny tsikiny aza tena mamy
      G                      D          
    Tsy mihatsara velatsihy fa dia marina
    Em         D/F#        G             A   D   Bb   A 
    Ary koa manaja ery, ianao indray no fanina
    
     D                           Em
    Raha ny tiako aloha mba izay ahay
     A                      D
    Fa tsy ireo toetra mahamay
      Am7        D               G
    Izay no olo-mendrika eto an-tany
     G            A         D
    Maromaroa ny tahaka izany
    
    
    Zarao
    Nampidirin ny Gasytablature | décembre 22, 2014
    1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (No Ratings Yet)
    Loading...

    Dokambarotra




    1 Comment

    Add a Comment
    1. Pingback: Mirary fety sambatra | gasytablature

    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2017