Mpihira | Raberanto | Ventson’ny kamboty

Ventson’ny kamboty

0 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 5 (0 votes, average: 0,00 out of 5)
You need to be a registered member to rate this.
Loading...
Nampidirin ny Gasytablature | juin 11, 2013

    
    D/F#	:	2xx232
    
    D                    G        
     Mahatsiaro anao ry dada o, 
       A
    (ire)
                 D
    ireto mpianakavy e
        D/F#
    (Mifa-)
                G   
    Mifaly mikorana
        A
    (Mita-)
                  D
    Mitafy ranomaso 
    
    Fitiavanao ry neny, tsy misy mahasolo 
    Masiaka dia masiaka, kanefa be ronono. 
    
     G              G
      Dada o!, (Ry ne-) neny tiako e 
          G                       A
      (Naho-) Nahoana dia nilaozanao re 
           G                   G                     A
      (Mangi-) Mangina e, (mangi-) mangina ny akany kely
     D            G  A           D 
      Mandria am-piadanana ianareo. 
    
    Mafy anie ka mafy ny nilaozanareo 
    Laha-janahary izao ka hozakaina ihany 
    Mipitrapitra irery ireto maminao re 
    Nofy ihany sisa no hiantana alahelo.
    
    
    Zarao

    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2019