Mpihira | Ricky

7 Comments

Add a Comment
  1. Merci por les tablatures!!! 🙂

  2. Efa noeritreretina ihany fa aleo alefa milamina!!!
    Misaotra amin’ny soson-kevitra mampandroso!!

    Mazotoa

  3. Azafady , mba asio oronan’tsary fianarana mitendry an’ny hira raha mba azo atao .
    Dia misaotra betsaka anareo fa afaka mianatra hira malagasy na tsy any Madagasikara ary 🙂

  4. Ok. J’attends avec impatience! 🙂 Manaova fety sambatra!!!!!

    1. Manao ahoana Mioux,

      http://gasytablature.wordpress.com/mbola-zaza/

      Amin’ny manaraka ndray ny sasany

  5. Bonjour! azafady mba asiho an’ilay “mbola zaza ” , “iny havako iny” sy “mena masoandro” an’i Ricky raha mba mety fa tsy misy mampianatra tsony ‘zaho aty ivelany nefa mba tia itendry gasy.

    1. Salama e!

      Mbola haka rivotra kely an’ny Dago any aloha amin’ity Noely ity, amin’ny herintaona any ampidirina e!

      Mazotoa, dia mirary fety sambatra

Laisser un commentaire

Gasytablature © 2017