Mpihira | Rija Rasolondraibe | Amoron’ny mandrakizay

Amoron’ny mandrakizay

0 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 5 (0 votes, average: 0,00 out of 5)
You need to be a registered member to rate this.
Loading...
Nampidirin ny Ra Faniry | octobre 29, 2017

    Akoro
    Contenu restreint / Membres uniquement

    Hoan'ny mpikambana ihany. Midira eto na Register ahitanao azy.

    Intro : Dbm A E

     
    N'
    E 
    iza n’iza  
    F#m 
    ambavah
    Abm 
    oana
     
    Mang
    A 
    etaheta 
     
    fia
    Abm 
    inana 
     
    mandrakiz
    F#m 
    ay
     
    Dbm 
    Nahoana no m
    Abm 
    iandry 
     
    t
    A 
    eren’ny 
     
    fot
    Abm 
    oana
     
    Vao hif
    F#m 
    oha, hiantsoantso ny R
    B 
    ay
     
    Fah
    E 
    aizana, 
     
    har
    F#m 
    ena, 
     
    dipl
    Abm 
    ôma
     
    Tsy  
    A 
    ahazahoana 
     
    n
    Abm 
    a tombon’andro ir
    F#m 
    ay
     
    Dbm 
    Nahoana no h
    Abm 
    iandry ny f
    A 
    asana 
     
    manol
    Abm 
    oana
     
    Vao h
    F#m 
    ieritreritra ny mandra
    B 
    kizay
     
    Fiadanam-p
    E 
    o, fantatro f
    F#m 
    a voavonjy ianao
     
    Raha misy l
    B 
    asa izao dia izao
     
    mbola ih
    A 
    aona izaho sy ian
    E 
    ao
     
    Ho itants
    Dbm 
    i—-
    Abm 
    —-ka toy ny maso
    A 
    andro 
     
    mibali
    Abm 
    aka
     
    Ireo m
    F#m 
    arina nanaiky ho hamarinin
    B 
    ao
     
    Mahery f
    E 
    o, izany no t
    F#m 
    iany handraisany ahy
     
    Ni
    B 
    ady ny ady tsara nanam
    A 
    arika 
     
    tant
    E 
    ara
     
    Aza m
    Dbm 
    ana–
    Abm 
    —hy, 
     
    z
    A 
    anakin’ny 
     
    R
    Abm 
    ay 
     
    aho
     
    Fifal
    F#m 
    iana ny ao an-danitra ao raha ho avy  
    B 
    ianao

    Tanora mihevitra ho tompon’ny fotoana

    Misôma amoron’ny mandrakizay
    Tsy ampoizina satria vaovao ratsy foana
    Tsy niomana nefa lasa poa toy izay

    N’iza n’iza anie ambavahoana

    Isan’andro ny famonjena omena anao
    Ala-nenina ny ahy na dia lavinao foana
    Tsy hoe tsy nahalala akory ianao

    Fiadanam-po, fantatro fa voavonjy ianao

    Raha misy lasa izao dia izao
    mbola ihaona izaho sy ianao
    Ho itantsika toy ny masoandro mibaliaka
    Ireo marina nanaiky ho hamarininao

    Mahery fo, izany no tiany handraisany ahy

    Efa niady ny ady tsara nanamarika tantara
    Aza manahy, zanakin’ny Ray aho
    Fifaliana ny ao an-danitra ao raha ho avy ianao
     
    Fifal
    F#m 
    iana ny ao an-danitra ao
    (Fifaliana e!)
     
    Fifal
    Abm 
    iana ny ao an-danitra ao
    (Fifaliana e!)
     
    Fifal
    A 
    iana ny ao an-danitra  
    B 
    ao raha ho avy ian
    E 
    ao

    Zarao







    Gasytablature © 2019
    GasyTab