Mpihira | Rija Rasolondraibe | Raha mbola velona

Raha mbola velona

0 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 50 votes, average: 0,00 out of 5 (0 votes, average: 0,00 out of 5)
You need to be a registered member to rate this.
Loading...
Nampidirin ny Gasytablature | février 24, 2017

    Dm    : xx0213
    
        C       
    Natsanganao ho zanakao aho 
         Dm
    Nantsoinao ho zandrinao 
         G 
    Fa mbola mpanota no efa 
                  F              C
    Nanolotra ny ainao ho ahy Ianao 
    C
    Inona ny ataoko Jesosy o? 
    Dm
    Inona ny havaliko Anao e? 
          F                                 G
    Tsy mbola nahita fitiavana lehibe toy izao 
    
                G
    Raha mbola velona aho                   
                         F
    'Zao no faniriko hitsaoka Anao       
                           C            
    Ny antony fisiko , hitsaoka Anao 
        G                  
    Hitsaoka Anao amin'ny androko rehetra
        F                   
    Hitsaoka Anao, Anao tsisy fetra ,  
        C                 
    Hitsaoka Anao 
    
       C                  
    Havaozy hoa ny fomba fisainako e 
          Dm
    Ho fonenana maminao 
           G
    Mba ho omby Anao ny fiainako e 
           F                 C
    Anaovanao , 'zay tinao atao 
            C
    Mba ho tamana Ianao Jesosy o! 
            Dm
    Tsy ho teritery anie ny fanahinao 
       F                                  G
    Hitaro ny foko , ahakasika Anao ny finoako 
    
                G
    Raha mbola velona aho                   
                         F
    'Zao no faniriko hitsaoka Anao       
                           C            
    Ny antony fisiko , hitsaoka Anao 
        G                  
    Hitsaoka Anao amin'ny androko rehetra
        F                   
    Hitsaoka Anao, Anao tsisy fetra ,  
        C                 
    Hitsaoka Anao  x2
    
               F
    Hitsaoka Anao
          F
    O! o! o!
               C
    Hitsaoka Anao   x2
    
               Dm
    Miankohoka aho
          F
    O! o! o!
                       C
    Anio anie aho hitsaoka anao x2
    
    
    Zarao







    2 Comments

    Add a Comment
    1. Miarahaba o! afaka asiana ny fomba fitendrena an’ilay arpege (finger style) ve azafady? Misaotra

      1. Ahoana moa no fomba androatana an’izany? atao tablature ve? ny tsara kokoa iezahana arahana lay audio miaraka aminy io

        Misaotra e!

    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2019
    GasyTab