Mpihira | Rolf | Sambatra

Sambatra

    
    C7	: x32310
    Dm7	: xx0211
    
    F                C        
     Ireo nofinofy omeko anao
    F                             C
     Ho valin’ny zava-tsoa azoko taminao.
    F           G           C           F 
     Fitiavana matotra, tsy adalana intsony
       G                 C
    Ho anao avokoa ny fiainako.
    F                G           C
     Tsy takatry ny saiko sy ny heriko
    F                 G        C
     Ho atambatro ho vato ao anatiko
            Am                    G        C          F       
    Rehefa sambatra aho dia ho zaraiko aminao ny elatro
             Dm7          G          C
    Hisidintsidina isika roa eny an-danitro
    
     Am                 G
    Sambatra aho manana anao
      C                   
    Miankina tsisy tahotra
     Am             G    C        
    Sambatra tsy tavela mangingina
          F         G             Em          Am
    Ity fiainako nanantena olon-tsotra toa anao re
           Dm7               G         Am
    Olon-tsara tsy foiko atakalo ho an’iza n’iza
             F             G                    C
    Ho avadiko ireo pejy maizina rehetra ny tantarako.
    
    Ny voady sy ny toky, tsy homeko
    Ny hitia anao mandrakizay, tsy ho teniko
    Tsy ny resaka fa ny ataoko no ho foiko ho anao re
    Misy fetra ny zava-drehetra eto an-taniko.
    
    Fa sambatra aho manana anao
    Miankina tsisy tahotra
    Sambatra tsy tavela mangingina
    Ity fiainako nanantena olon-tsotra toa ianao re
    Olon-tsara tsy foiko atakalo ho an’iza n’iza
    Ho avadiko ireo pejy maizina rehetra ny tantarako.
    
    
    Zarao
    Nampidirin ny Gasytablature | mars 1, 2013
    1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (No Ratings Yet)
    Loading...

    Dokambarotra




    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2017