Misy Capo eo amin’ny case voalohany
Akoro
F
G
a eto ampototr
D/F#
y ny hazo f
Em
ij–
A7
alian
Dsus4
ao
D
T
G
ompo no anat
D/F#
erako
n
Em
y
A7
otak
Dsus4
o
D
F
Am7
a tsy zakak
D/F#
o,
k
Am7
a
apetrak
D/F#
o
iz–
G
a–
E7
o
Am7
Ekeo Tompo
D
o! ny f
B7
iverenak
Em
o
F’inty
C
aho
man
D
antona
An
G
ao
Dia noho iz
G
ao ve
B7
mpanota tsy m
Em
endrika
G7
Dia noho iz
C
ao ve
E7
olon-tsinonts
Am
inona
Am/G
Dia noho iz
D/F#
ao
D/C
ilay
nihosomp
G/B
otaka
Tompo
E7
o
!
Nav
A7
otanao,
nodi
A7
ovinao dia n
Am
otiavin
Dsus4
ao
D
Kanefa Ianao ilay Mpanjakan’ny Mpanjaka
Nefa Ianao ilay Zanak’Andriamanitra
Nanetry tena Ianao Tompo o!
Endr
Cadd9
ey mamiko l
G
oatra e ! n
Am
y
fitiavan
D
ao
Ref: Fa eto ampototry ny hazo…
Ankehitriny Tompo mba raiso izao hira izao
Fa vokatry ny fo nokaloinay mba ho Anao
Satria maminay sy sitrakay tokoa Tompo o!
Ilay fitia nitiavanao ireto adalanao
Ny vola sy ny harena ry Tompo tsy anananay
Fa eh manolotena, mba raiso izahay o o o
Ny fo, fanahy sy tena Tompo o !
Ho Anao, ho Anao irery , ho Anao mandrankizay
Ref: Fa eto ampototry ny hazo…