Ity hirako ity

Nampidirin ny RJazz | novembre 21, 2017

    Akoro

    Contenu restreint / Membres uniquement

    Hoan'ny mpikambana ihany. Midira eto na Register ahitanao azy.


     
    Ity h
    G 
    irako 
     
    it
    G7 
    y dia at
    C 
    olotro 
     
    an
    G 
    ao
     
    Hatsiar
    G 
    ovanao 
     
    n
    G 
     
    anarak
    D 
    o
     
    Raha ho l
    G 
    asa any ianao
    G7 
     
    Ka ho l
    C 
    avitra 
     
     
    G 
    ahy
     
    Vel
    G 
    oma 
     
     
    D 
    -mandrapihaona.
     
    Aza adino lalan-dava fa mpinamana isika
    Tsy mba nifankafoy tely.
    Mpizara alahelo, mpizara hafaliana
    Izaho sy lanao, hatramin’izao.
     
     
    V
    C 
    ery namana  
    D 
    aho 
     
    nilaozan
    G 
    ao
     
    K
    D 
    a iza indray izao n
    G 
     
    anten
    G7 
    aiko
     
    H
    C 
    ilazako 
     
    n
    D 
    y manahirana  
    C 
    ahy 
     
     
    Em 
    Am 
    –Hisolo 
     
    n
    D 
     
    toeran
    C 
    ao.
    Cm 
    –An! an! an!
     
    Tsy ny elanelan-tany na ny fahalavirana
    No hampisy ny fanadinoana,
    Fa sento tokana monja ary tsiahy iray minitra
    Dia ampy hampiray antsika
     
    Koa raha manina ianao, ka te-hanoratra
    Ny aty tsy miova adiresy
    Tsy miova fanahy, tsy miova fitia
    Fa miandry Anao.

    Zarao
    Gasytablature © 2018