Mpihira | Tselatra | Rainay o!

Rainay o!

    
    F#m	: 255222
    C#m	: x46654
    
           A
    Rainay O !
          E        F#m
    Ato anaty lalina
        C#m             D
    No miantso anao izahay
           A          E        
    Mba henoy ny vavakay.
    
           A
    Rainay O !
            E            F#m
    Indro atolotray ho Anao
           C#m         D
    Fo sy saina, sy fanahy
           A            E        A
    Mamindrà fo, mamindrà fo aminay
             E         A
    Indro solafaka izahay, ie, ie
    E         D             E
     Ka miandrandra ny tananao
    
            A          A
    Fanantenana, famonjena
         D           A
    No irina avy Aminao
         A       E          E
    Mba raiso ho eo ankaikinao.
    
    Fahasambarana, fiadanana
    No irina avy Aminao eh
    Mba raiso ho eo an-tratranao
    
    Rainay O !
    Ato anaty alina
    
    Mivavaka eh
    Miantso ny anaranao
    
    Ray O, Ray O
    Atolotray ho anao,
    Fo sy Saina ary Fanahy
    
    Nefa izahay mora ambakaina eh
    Ka miantso Anao hiaro ny dia
    
    Fanantenana, Fitiavana
    No irina avy Aminao
    Mba raiso ho eo ankaikinao
    
    Fahasambarana, Fiadanana
    No irina avy Aminao eh
    Mba raiso ho eo an-tratranao
    
      A               E
    Izaho, efa mahalala eh
       F#m                                D
    Ianao mpanome fifalina ary koa fahazavana
      A           E
    Izaho, efa mahay iooo
     D                               E
    Fa ny Finoako, fa ny finoako, no entako izay tena tsara
    
    Ray O !
    
    
    
    Zarao
    Nampidirin ny Gasytablature | février 16, 2013
    1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (No Ratings Yet)
    Loading...

    Dokambarotra




    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2017