Mpihira | Zay | Ho malalanao

Ho malalanao

    [soundcloud url=”https://api.soundcloud.com/tracks/176855747″ params=”color=ff5500&auto_play=false&hide_related=false&show_comments=true&show_user=true&show_reposts=false” width=”100%” height=”166″ iframe=”true” /]

    
    F#/D   :  2x023x
    Am7    :  x02010
    A7     :  x02020
    D/C    :  x3x232
    
             G         C             F#/D  G
    Toa vao haingana ihany no nahalalako anao
       Em          A7             D
    Fotoana fohy ihany hatramin’izao
           C         D/C      G       Em
    Nefa tsy mifankafoy mifampiankin-doha
        Am7              D
    Mpinamana mahafatra-po
    
    Na ny manodidina aza efa mananihany
    Indraindray toa mahatonga saina ihany
    Hoe izay misy anao dia tiako hisy ahy hatrany
    Tsy mahafoy anao aho, marina izany
    
            C      D           G
    Fa efa zatra anao, zatra anao
            C         G
    Zatra niaraka aminao
         C         D
    Efa zatra namanao
                C    D
    Ka ny ho malalanao,
           G           C
    Io indray no mba iriako
             Am7          D                  G
    Ka ho malalako amin’izay no hiantsoako anao
    
    Mierikerika foana raha vao mandeha irery
    Mitady anao sao lahy mba eny ho eny
    Na ny nofiko aza refa matory
    Raha vao tsisy anao dia manorisory
    
    Rehefa iny aho oriory tsy mety izay atao
    Misava avokoa raha vao antsoinao
    Ireo oram-pifaliana indray no ahatsapako
    Fa tsy feno mintsy raha vao tsy eo ianao
    Fa efa zatra anao, zatra anao
    Zatra niaraka aminao
    Efa zatra namanao
    Ka ny ho malalanao, io indray no mba iriako
    Ka ho malalako amin’izay no hiantsoako anao
    
    
    Zarao
    Nampidirin ny Gasytablature | octobre 5, 2011
    1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (No Ratings Yet)
    Loading...

    Dokambarotra




    7 Comments

    Add a Comment
    1. Hoby Andrianotahiana

      mafinaritra ilay izy!…. fa ampiana “details” kely angamba dia tena tsara ohatra hoe eo amin’’lay hoe “Tsy nifankafoy nifampianki-ndoha” asiana accord D/C oatra dia tsara kokoa.. merci :p

      1. Misaotra fa inona ilay D/C tianao ho lazaina eto?

        1. Hoby Andrianotahiana

          tsy hoe mijanona C fôna ny accord eo fa miakatra D (ré) basse C (dô)! 🙂

          1. Ah ok! Mety ka! Afaka ampiana tsara.

    2. Michael Ramarivelo

      teny mahafinaritra ity site ity, efa ela aho no mba naniry ahita an izao site izao! mba ahafahanay mianatra gitara irery!! mankasitraka

    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2017