Mpihira | Zay | Nolalovanao

Nolalovanao

    Naoty

    Intro

    G5/E – B7 – D6 – A/C# – A/C – Dsus2/B – C – Dsus2


     
    Lay n
    G5/E 
    ofinofy mamiko hatriz
    B7 
    ay
     
    Lay n
    D6 
    oheveriko tsy ho to ints
    A/C# 
    ony
     
    Hoe ia
    A/C 
    ina anaty fitiavana ir
    Dsus2/B 
    ay
     
    toy ny an
    C 
    aty 
     
    horonan-ts
    Dsus2 
    ary
     
    Hoe tsy ho tsaroako intsony ny rehetra
    Ny saiko hangina fa ny foko hitroatra
    Ho afaka hitempo fitia tsy voafetra, hitia tsy misy fepetra
     
     
    N
    G 
    olal
    D 
    ovan
    Em 
    ao vao tsapako fa h
    C 
    ay lay nofinofy ir
    Am7 
    ay
     
    ho tanteraka amiz
    D 
    ay
     
    N
    G 
    olal
    D 
    ovana
    Em 
    o ka fantatro fa ian
    Am 
    ao
     
    ilay fitiavana ir
    C 
    ay tanaty n
    D 
    ofiko 
     
    hatriz
    G 
    ay
     
    Noheveriko fa tsy mba izaho
    No ho tojo olona iray dia ianao
    Ka hiparitaka tsy hahalala intsony ny ambany sy ny ambony
    Nihoarako daholo ireo fefy
    Tsy henoko intsony ireo zay niteny hoe tsy mety
    Ny hany tspako fo feno fifaliana fa tojo fitiavana niriana
     
    Nolalovanao vao tsapako fa hay lay nofinofy iray
    ho tanteraka aminzay
    Nolalovanao ka fantatro f’ianao
    lay fitiavana iray tanaty nofiko hatrizay
    Ka fantatro f’ianao ilay fitiavana iray
    niriko ho mandrakizay
    Zarao
    Nampidirin ny Gasytablature | novembre 19, 2014
    1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (1 votes, average: 5,00 out of 5)
    Loading...

    Dokambarotra




    2 Comments

    Add a Comment

    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2017