Mpihira | Zay | Tandindonao

Tandindonao

    [soundcloud url=”https://api.soundcloud.com/tracks/236600714″ params=”color=ff5500&auto_play=false&hide_related=false&show_comments=true&show_user=true&show_reposts=false” width=”100%” height=”166″ iframe=”true” /]

    
    C/G    : 3x2013
    Am7    : x02013
    D7/F#  : 2x0212
    Gdim   : 4x343x
    G7/B   : x20031
    Bm7    : x24232
    
     G
    Vahotra aho 
         C/G
    Tsy mahita ambara 
         G            C/G      G
    Hovitaina ihany, ve ny tantara 
           Am7     D
    Ka handao anao 
            G
    Sy tsy ho anao
    
    G          C/G 
    Eto ve no sampanana
      G            C/G   G    
    Tsy maintsy hisarahana
          Am7        D7/F# 
    Samy haka ho azy 
           G     E
    Ka handevona 
    Am7     C/G  D7/F#      G
    Ilay fitia izay niraisana 
        Am7 G7/B
    o!  o!  o!
    
    Ref : 
        C         Am7
        Eny raha hofaranana 
                 Bm7        E
        Dia ho tsapa sy tsy azo lavina 
         Am7  C/G        D7/F#
        Fa   ho mafy ihany, 
                    G     
        Ny hizaka izany 
              Am7 G7/B
        o! o! o!
         C     Am7  
        Satria ao anatiko aho
               Bm7   E 
        Dia tavela ilay tandindonao
        Am7  C/G      D7/F#
        o!   o! o! o! o! 
                   G
        Inona no atao 
    
    
    Zarao
    Nampidirin ny Gasytablature | décembre 6, 2015
    1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (No Ratings Yet)
    Loading...

    Dokambarotra




    Gasytablature © 2017