Mpihira | Zopanage | Namana

Namana

    A/C#    :  x4x655
    G/B     :  x2x433
    Gadd9   :  320033
    Bbdim   :  x1202x
    E/Ab    :  4x2100
    
      D          A/C#           G/B         D
    Aty an-tany lavitra aho no mihira an’ialahy
       Gadd9         F#m  Bbdim   Bmin
    Ialahy ilay namako taloh     -a
       D          A/C#     G/B            G/B
    Manembona ny ditra niarahana tamin’ialahy
          A                     D
    Ka mivavabavaka aho ankehitriny
    
       D          D7        G
    Fa ialahy no namako satria
        E        E/Ab    A       
    Na lavitra aza aho aty
         F#m           Bbdim       Bmin
    Tsy misy ataoko ambony noho ialahy
           G     A          D   Bmin  
    Ho antsoiko rehefa manimanina
    
    Injay fa iva ilay hariva tsy eo anilan’ialahy
    Ka ny kalo no mandalo ny eritreritro
    Tsaroako ato am-poko ny anatranatr’ialahy
    Soava dia, ivereno ny aty
    
    Nifoko nitomany aho satria
    Toa lavitra ny taniko aty
    Sy tsy mba mana-namana aho fa very
    Tsy misy hampangiana ahy aty
    
    
    
    Zarao
    Nampidirin ny Gasytablature | juin 25, 2012
    1 Star2 Stars3 Stars4 Stars5 Stars (1 votes, average: 5,00 out of 5)
    Loading...

    Dokambarotra




    Laisser un commentaire

    Gasytablature © 2017