Toro-hevitra gitara (Avancée, progression I VI II V, 9eme,11eme,…)

Amin’ny Jazz dia misy ny atao hoe “theme” dia ny tsirairay no mihezaka manaraka izay theme izay. Ohatra hoe: II V I, I VI II V, sns… Ny chiffre romain dia manambara ny akoro ampiasaina ao anatin’ny ilay gamma majeur an’ilay fotom-peo na “tonalité” hoy isika. Ohatra raha C ny tonalité dia II : Dm, III : Em , IV : F,…,.

Amin’ny Jazz dia misy ny fomba famoronana akoro maromaro ohatra amin’izany ireto manaraka ireto : Extension : izany hoe ampiana 9,11,13 ilay akoro. Amin’ny tonalite C ohatra ny 9 = 7 + D. Izany hoe ny akoro C9 izany dia C,E,G,Bb,D no mandrafitra azy. Ny 11 = 9 + F, 13 = 11 + A. Akoro alteré : izany hoe ampiana b9,b5,b13,#9,#5,#11 ilay akoro. Ny G7alt zany dia mety daholo na G7(b9) = G7 + b9 na G7(b5) = G7 + b5, sns… Tritone substitution : izany hoe ovaina mihitsy ny akoro anankiray na dia tsy ao anatin’ilay gamma aza ilay naoty. Misy akoro roa manana 3eme sy 7eme mitovy dia ilay iray no alaina. Ohatra G7 (G B D F)-> Db7 (Db, F, Ab, B) ny E7 (E G# B D) -> Bb7 (Bb D F G#), sns….

Andeha ary ampiasantsika amin’ny rindram-peo I VI II V amin’ny tonalité C ireo fomba fanamboarana akoro ireo. Efa faheno andavanandro ilay rindram-peo fa misy fomba hafa afaka hitendrana azy amin’ny endriny Jazz (ohatra: J’entends sifflé le train, Loso agnao, Adama sy eva, Tiako loatra ianao, sns…).

Endriny Tsotra, Triad
Akoro

Endriny Jazzy 1, plain I VI II V
Akoro


Endriny Jazzy 2, Auxilary dominant
Akoro


Endriny Jazzy 3, Auxilary dim chord
Akoro


Endriny Jazzy 4, III chord
Akoro


Endriny Jazzy 5, Altered Dominant
Akoro


Endriny Jazzy 6, Dominant chain
Akoro


Endriny Jazzy 7, Tritone substitutions 1
Akoro


Endriny Jazzy 8, Tritone substitutions 2
Akoro


Endriny Jazzy 9, Tritone substitutions 3
Akoro


Endriny Jazzy 9, Triton Dominant chain
Akoro


Endriny Jazzy 10, Lady bird Turnaround – Gateway to Giant Steps
Akoro

Ny fampianarana dia nalaina avy amin’ny teny anglisy teto:

Jazz Chords 10 variations of a I VI II V turnaround

Mirary soa, aza misalasala manoratra etsy ambany raha misy fanotaniana

Zarao
Updated: février 19, 2018 — 22:44
Gasytablature © 2017