toro-hevitra gitara (sus2, sus4, 5eme, 6eme)

Ohatra Dsus2, Dsus4, D5, D6. Ny akoro D dia fitambaran’ny naoty

D Gb A (1 3 5) nalaina tao amin’ny D major scale D E Gb G A B Db D’ (1 2 3 4 5 6 7 8)

Ny akoro Dsus2 = akoro D – 3eme + 2eme = D E A (1 2 5)
Ny akoro Dsus4 = akoro D – 3eme + 4eme = D G A (1 4 5)
Ny akoro D5 = akoro D – 3meme = D G (1 5)
Ny akoro D6 = akoro D + 6eme = D Gb A B (1 3 5 6)

Afaka manamboatra akoro eto zany enao

Mazotoa

Zarao
Updated: mars 23, 2018 — 11:35
Gasytablature © 2017