Toro-hevitra guitare (Intermediaire – Diatonic, Triad, Quadad)

Naoty iray sisa no tsy hitantsika tamin’ny lesona debutant dia mameno ny gamme diatonic. Ity naoty iray ity
Akoro


manome ny rindram-peo diatonika

C – Dm – Em – F – G – Am – Bdim – C


Ireo izany ny mandrafitra ny rindram-peo amin’ny C diatonika. Araka ny fahenontsika azy dia naoty majeur sy mineur ary diminué no hitantsika ao amin’ny gamme diatonika. Satria ny atao hoe “triad” no hita ao anatin’ilay akoro. Izany hoe naoty telo ihany no namoronana an’ilay akoro izay hitantsika etsy amin’ny tabilao ambany. Araka io tabilao io dia misy koa ny “quadad” izany hoe naoty efatra no mandrafitra ilay akoro. Ireo no tena fampiasa matetika rehefa somary atao jazzy ilay hira dia ireto avy izany
Akoro

Degree
Triad Notes
Akoro
Quadad Notes
Akoro
I
C E G =
C
C E G B =
C Maj 7
II
D F A =
D min
D F A C =
D min 7
III
E G B =
E min
E G B D =
E min 7
IV
F A C =
F
F A C E =
F Maj 7
V
G B D =
G
G B D F =
G 7
VI
A C E =
A min
A C E G =
A min 7
VII
B D F =
B dim
B F D A =
B min 7 b5

Lay “Antsoy ny anarako” any Nanie iny zao afaka ampiasaina tsara ny akoro “quadad” fa nefa afaka atao “triad” koa raha mbola manano sarotra ny fitendrena azy satria somary jazzy ilay izy


 
R
Cmaj7 
aha sendra tojo alah
Fmaj7 
elo
 
R
Em7 
aha toa ka m
Am7 
amelov
Dm7 
elo  
G 
Cmaj7 
Andramo 
 
antsoina

eto ny tohiny Antsoy ny anarako

Mazotoa ary!

Zarao
Updated: janvier 4, 2018 — 11:20

2 Comments

  1. somary sarotra izy izany 🙂

    1. Zay no maha “intermediaire” azy! fa mila fahazarana fotsiny fa ireo ihany no miverimberina eo!

Comments are closed.

Gasytablature © 2018